Index

Proverbes : helina

Proverbe Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin’ ny mpanan-karena. [Cousins 1885]
Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena. [Rajemisa 1985]
Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena. [Veyrières 1913 #1426]
Interprétation malgache Enti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany. [Rajemisa 1985]
Traduction française Faire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame. [Veyrières 1913 #1426]

Index