Fizahan-teny

Ohabolana : harem-boatondro

Ohabolana 1Firain' ny vava fito saha; firain' ny harem-boantondro. [2.165 #802]
Firain’ ny vava fito saha, firain’ ny harem-boan-tondro ; ny ataon’ ny vava tsy araka ny aina. [2.653 #962]
Firain' ny vava fito saha, firain' ny harem-boatondro, ny ataon' ny vava tsy araka ny aina. [2.558 #1162]
Dikanteny frantsayA l' entendre il aura sept champs; d' après ses moyens il en aura la largeur d' un doigt. [2.165]
Fanazavana frantsayC' est un vantard! [2.165]

Fizahan-teny