Fizahan-teny

Ohabolana : hanin-kotrana

Ohabolana 1Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amy ny malahelo ihany; ary raha malahelo be hanin-kotrana, dia sarotra atao malahelo. [2.653]
Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amin' ny malahelo ihany ; ary raha malahelo be hanin-kotrana, sarotra atao malahelo. [2.415 #588]
Dikanteny frantsayUn riche qui n' arrive pas à nourrir ses esclaves, ressemble à un pauvre ; et un pauvre qui a beaucoup d' autres vivres que le riz, passe difficilement pour pauvre. [2.415 #588]
Fanazavana frantsayLa nourriture est la grande chose. [2.415 #588]

Ohabolana : haninkotrana