Toko sy andininy momba Ararata

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 8.4 And the ark rested in the seventh month, on the seventeenth day of the month, upon the mountains of Ararat. Dia nipetraka teo amin' ny tendrombohitra any Ararata ny sambo-fiara tamin' ny andro fahafito ambin' ny folo tamin' ny volana fahafito. Ary tamin' ny volana fahafito, andro fahafito ambin' ny folon' ny volana, dia niantsona teo ambonin' ny tendrombohitra Ararata ny sambo fiara. et, au septième mois, au dix-septième jour du mois, l' arche s' arrêta sur les monts d' Ararat.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 19.37 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword: and they escaped into the land of Armenia. And Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin' ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon' i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin' i Adramelaka sy Sarasara zanany lahy tamin' ny sabatra, ka nandositra nankany amin' ny tany Ararata ireo. Dia Asaradona zanany no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent avec l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Asarhaddon, son fils, devint roi à sa place.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 37.38 And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch his god, that Adrammelech and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia: and Esarhaddon his son reigned in his stead. Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok, son dieu, ses fils Adrammélek et Saréçer le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat. Assarhaddon, son fils, devint roi à sa place.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 51.27 Set ye up a standard in the land, blow the trumpet among the nations, prepare the nations against her, call together against her the kingdoms of Ararat, Minni, and Ashchenaz; appoint a captain against her; cause the horses to come up as the rough caterpillers. Manangana faneva eny amin' ny tany; Mitsofa anjomara any amin' ny firenena; Manendre firenena hamely azy; Antsoy ny fanjakan' i Ararata sy Miny ary Askenaza hamely azy; Asio mpifehy hamely azy; Mampiakara soavaly toy ny valala volovoloina. Manangàna saina, amin' ny tany; Mitsofa anjomara, amin' ny firenena; manokàna firenena hamely azy; miantsoa hamely azy ny fanjakan' i Ararata sy Menni ary Askeneza. Manendre ny filohan' ny tafika hamely azy; mandefasa ny soavaly toy ny valala mitsangam-bolo. Levez l'étendard sur la terre, sonnez du cor parmi les nations! Vouez les nations contre elle, convoquez contre elle des royaumes, Ararat, Minni et Ashkenaz instituez contre elle l' officier d' enrôlement. Faites donner la cavalerie, horde de sauterelles hérissées.