Teny iditra sarasara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! (enga anie ka tsy ho azon' ny aretina ambakaina ianao, tompoko, -- Enga anie!) [1.1]
Sampanteny 
Lohateny Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka

Teny iditra Sarasara
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Sherezer [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Sareéçer [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Serezera
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31