<-
->

Mts / Mpits 11:1 Now Jephthah the Gileadite was a mighty man of valour, and he was the son of an harlot: and Gilead begat Jephthah. Ary Jefta Gileadita dia lehilahy mahery sy zanaky ny vehivavy janga; ary Gileada no rainy niteraka azy. Jefte ilay Galaadita, dia lehilahy mpiady mahery. Zanaky ny vehivavy janga anankiray izy; ary Galaada anefa no ray niteraka an' i Jefte. Jephté, le Galaadite, était un vaillant guerrier. Il était fils d' une prostituée. Et c' est Galaad qui avait engendré Jephté.
Mts / Mpits 11:2 And Gilead' s wife bare him sons; and his wife' s sons grew up, and they thrust out Jephthah, and said unto him, Thou shalt not inherit in our father' s house; for thou art the son of a strange woman. Ary ny vadin' i Gileada dia niteraka zazalahy maro taminy; ary nony efa lehibe ireo zana-badiny ireo, dia nandroaka an' i Jefta ka nanao taminy hoe: Tsy handova eto amin' ny taranaky ny rainay ianao, fa zanaky ny vehivavy hafa. Niteraka lahy maro tamin i Galaada anefa ny vadiny; ka nony lehibe ireo dia nandroaka an' i Jefte sy nanao taminy hoe: Tsy handova eto an-tranon-drainay hianao, satria zana-behivavy hafa. Mais la femme de Galaad lui enfanta aussi des fils, et les fils de cette femme, ayant grandi, chassèrent Jephté en lui disant : " Tu n' auras pas de part à l' héritage de notre père, car tu es le fils d' une femme étrangère. "
Mts / Mpits 11:3 Then Jephthah fled from his brethren, and dwelt in the land of Tob: and there were gathered vain men to Jephthah, and went out with him. Ary Jefta nandositra ny rahalahiny ka nonina tany amin' ny tany Toba; dia nisy olom-poana nivory teo amin' i Jefta ka niaraka taminy. Dia nandositra lavitra ny rahalahiny Jefte, ka nonina tany amin' ny tany Toba. Ary nisy olom-poana nitambatra taminy, ary niara-nandehandehan izy. Jephté s' enfuit loin de ses frères et s'établit dans le pays de Tob. Il se forma autour de lui une bande de gens de rien qui faisaient campagne avec lui.
Mts / Mpits 11:4 And it came to pass in process of time, that the children of Ammon made war against Israel. Ary nony ela, dia nanafika ny Zanak' Isiraely ny taranak' i Amona. Nony afaka kelikely taorian' izany, dia niady tamin' ny zanak' Israely ny tarana' i Amona. Or, à quelque temps de là, les Ammonites s' en vinrent combattre Israël.
Mts / Mpits 11:5 And it was so, that when the children of Ammon made war against Israel, the elders of Gilead went to fetch Jephthah out of the land of Tob: Ary rehefa nanafika ny Isiraely ny taranak' i Amona, dia nandeha ny loholon' i Gileada haka an' i Jefta hiala any amin' ny tany Toba. Ka tamin' izany niadian' ny taranak' i Amona tamin' Israely izany, dia lasa ny loholon' i Galaada naka an' i Jefte tany amin' ny tany Toba. Et lorsque les Ammonites eurent attaqué Israël, les anciens de Galaad allèrent chercher Jephté au pays de Tob.
Mts / Mpits 11:6 And they said unto Jephthah, Come, and be our captain, that we may fight with the children of Ammon. Ary hoy izy ireo taminy: Avia ho mpitarika anay ianao, hiadiantsika amin' ny taranak' i Amona. Hoy izy tamin' i Jefte: Avia, dia ho jeneralinay hianao, ka hiady amin' ny taranak' i Amona. " Viens, lui dirent-ils, sois notre commandant, afin que nous combattions les Ammonites. "
Mts / Mpits 11:7 And Jephthah said unto the elders of Gilead, Did not ye hate me, and expel me out of my father' s house? and why are ye come unto me now when ye are in distress? Fa hoy Jefta tamin' ny loholon' i Gileada: Tsy efa nankahala ahy va ianareo ka nandroaka ahy hiala tao an-tranon' ny raiko? Koa nahoana no mankaty amiko indray ianareo ankehitriny, nony azom-pahoriana? Fa hoy Jefte tamin' ny loholon' i Galaada: Tsy efa nankahala ahy sy nandroaka ahy hiala tao an-tranon' i kaky va hianareo? Ka ahoana indray no alehanareo aty amiko, nony zoim-pahoriana hianareo izao? Mais Jephté répondit aux anciens de Galaad : " N' est-ce pas vous qui m' avez pris en haine et chassé de la maison de mon père ? Pourquoi venez-vous à moi, maintenant que vous êtes dans la détresse ? "
Mts / Mpits 11:8 And the elders of Gilead said unto Jephthah, Therefore we turn again to thee now, that thou mayest go with us, and fight against the children of Ammon, and be our head over all the inhabitants of Gilead. Dia hoy ny loholon' i Gileada tamin' i Jefta: Izany no iverenanay atý aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin' ny taranak' i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao. Ary hoy ny loholon' i Galaada tamin' i Jefte: Izany indrindra no hiverenanay aty aminao ankehitriny, mba handehananao hiaraka aminay sy hiadianao amin' ny taranak' i Amona; ary ho filohany sy ny mponina rehetra any Galaada hianao. Les anciens de Galaad répliquèrent à Jephté : " C' est pour cela que maintenant nous sommes revenus à toi. Viens avec nous, tu combattras les Ammonites et tu seras notre chef, celui de tous les habitants de Galaad. "
Mts / Mpits 11:9 And Jephthah said unto the elders of Gilead, If ye bring me home again to fight against the children of Ammon, and the Lord deliver them before me, shall I be your head? Dia hoy Jefta tamin' ny loholon' i Gileada: Raha ho entinareo mody indray aho mba hiady amin' ny taranak' i Amona, ka hatolotr' i Jehovah eo anoloako ireny, dia izaho hoe no ho lohany aminareo? Izao no navalin' i Jefte tamin' ny loholon' i Galaada: Raha entinareo miverina hiady amin' ny taranak' i Amona aho, ka atolotry ny Tompo eo an-tànako izy, dia izaho no ho filohanareo? Jephté répondit aux anciens de Galaad : " Si vous me faites revenir pour combattre les Ammonites et que Yahvé les livre à ma merci, alors je serai votre chef. " -
Mts / Mpits 11:10 And the elders of Gilead said unto Jephthah, The Lord be witness between us, if we do not so according to thy words. Dia hoy ny loholon' i Gileada tamin' i Jefta: Jehovah no ho vavolombelona amintsika, raha tsy hataonay araka izany teninao izany. Hoy ny loholon' i Galaada tamin' i Jefte: Aoka Iaveh no ho vavolombelona amintsika; fa hotanterahinay tokoa izany voalazanao izany. " Que Yahvé soit témoin entre nous, répondirent à Jephté les anciens de Galaad, si nous ne faisons pas comme tu l' as dit! "
Mts / Mpits 11:11 Then Jephthah went with the elders of Gilead, and the people made him head and captain over them: and Jephthah uttered all his words before the Lord in Mizpeh. Dia nandeha Jefta niaraka tamin' ny loholon' i Gileada, ka dia nasandratry ny vahoaka ho lohany sy ho mpitarika azy izy; ary Jefta nilaza ny teniny rehetra teo anatrehan' i Jehovah tao Mizpa. Dia nandeha niaraka tamin' ny loholon' i Galaada Jefte. Natsangan' ny vahoaka ho filohany sy ho jeneraliny izy, ary naverin' i Jefte teo anatrehan' ny Tompo tany Masfà indray ny teniny rehetra. Jephté partit donc avec les anciens de Galaad. Le peuple le mit à sa tête comme chef et commandant; et Jephté répéta toutes ses conditions à Miçpa, en présence de Yahvé.
Mts / Mpits 11:12 And Jephthah sent messengers unto the king of the children of Ammon, saying, What hast thou to do with me, that thou art come against me to fight in my land? Dia naniraka olona Jefta nankamin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona hanao hoe: Moa mifaninona akory izaho sy ianao, no tonga atý amiko hiady amin' ny taniko ianao? Nandefa iraka ho any amin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona Jefte, hilaza aminy hoe: Mifampaninona moa izaho sy hianao, no tonga hamely ahy hianao ka hanafika ny taniko? Jephté envoya des messagers au roi des Ammonites pour lui dire : " Qu' y a-t-il donc entre toi et moi pour que tu sois venu faire la guerre à mon pays ? "
Mts / Mpits 11:13 And the king of the children of Ammon answered unto the messengers of Jephthah, Because Israel took away my land, when they came up out of Egypt, from Arnon even unto Jabbok, and unto Jordan: now therefore restore those lands again peaceably. Dia hoy ny mpanjakan' ny taranak' i Amona tamin' ny irak' i Jefta: Satria nalain' ny Isiraely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony niakatra avy tany Egypta izy; koa avereno amin' ny fihavanana ary izany ankehitriny. Ary hoy ny mpanjakan' ny taranak' i Amona, namaly ny irak' i Jefte: Satria, raha niakatra avy any Ejipta Israely, dia nalainy ny taniko, hatrany Arnona ka hatrany Jabaoka sy Jordany. Koa avereno amim-pihavanana izany ankehitriny. Le roi des Ammonites répondit aux messagers de Jephté : " C' est parce qu' Israël, au temps où il montait d'Égypte, s' est emparé de mon pays, depuis l' Arnon jusqu' au Yabboq et au Jourdain. Rends-le maintenant de bon gré! "
Mts / Mpits 11:14 And Jephthah sent messengers again unto the king of the children of Ammon: Ary Jefta naniraka olona indray nankany amin' ny mpanakan' ny taranak' i Amona Dia nandefa iraka indray Jefte ho any amin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona, Jephté envoya de nouveau des messagers au roi des Ammonites,
Mts / Mpits 11:15 And said unto him, Thus saith Jephthah, Israel took not away the land of Moab, nor the land of the children of Ammon: ka nanao taminy hoe: Izao no lazain' i Jefta: Ny Isiraely tsy naka ny tanin' i Moaba na ny tanin' ny taranak' i Amona. ka nanao taminy hoe: Izao no tenin' i Jefte: Israely tsy naka ny tanin' i Moaba, na ny tanin' ny taranak' i Amona. et il lui dit : " Ainsi parle Jephté. Israël ne s' est emparé ni du pays de Moab, ni de celui des Ammonites.
Mts / Mpits 11:16 But when Israel came up from Egypt, and walked through the wilderness unto the Red sea, and came to Kadesh; Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin' ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy. Fa fony niakatra avy tany Ejipta Israely, dia nandeha tany an' efitra, hatreo amin' ny ranomasina Mena, ka tonga tany Kadesy. Quand il est monté d'Égypte, Israël a marché dans le désert jusqu'à la mer des Roseaux et il est parvenu à Cadès.
Mts / Mpits 11:17 Then Israel sent messengers unto the king of Edom, saying, Let me, I pray thee, pass through thy land: but the king of Edom would not hearken thereto. And in like manner they sent unto the king of Moab: but he would not consent: and Israel abode in Kadesh. Dia naniraka olona ny Isiraely nankany amin' ny mpanjakan' i Edoma ka nanao hoe: Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; fa tsy nety nihaino izany ny mpanjakan' i Edoma. Ary naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Moaba koa izy; fa tsy nety koa izy; dia nitoetra tany Kadesy ny Isiraely. Nandefa iraka ho any amin' ny mpanjakan' ny Edoma Israely, tamin' izay, hilaza aminy hoe: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho; nefa tsy nanaiky ny mpanjakan' i Edoma. Dia naniraka tany amin' ny mpanjakan' i Moaba indray izy, fa tsy nanaiky koa io, ka dia tao Kadesy Israely. Alors Israël a envoyé des messages au roi d'Édom pour lui dire : "Laisse-moi, je te prie, traverser ton pays! " mais le roi d'Édom ne voulut rien entendre. Il en envoya aussi au roi de Moab, qui refusa, et Israël demeura à Cadès,
Mts / Mpits 11:18 Then they went along through the wilderness, and compassed the land of Edom, and the land of Moab, and came by the east side of the land of Moab, and pitched on the other side of Arnon, but came not within the border of Moab: for Arnon was the border of Moab. Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan' i Moaba, ka nitoby teo an-dafin' i Arnona, fa tsy niditra teo anatin' ny faritanin' i Moaba; fa Arnona no fari-tanin' i Moaba. Rahefa izany, namaky ny efitra izy, ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga tany atsinanan' ny tany Moaba. Dia nitoby tany an-dafin' i Arnona izy ireo fa tsy nandroso tamin' ny faritr' i Moaba, fa i Arnona no faritr' i Moaba. puis, s' avançant dans le désert, il contourna le pays d'Édom et celui de Moab et parvint à l' orient du pays de Moab. Le peuple campa au-delà de l' Arnon, et il n' entra pas dans le territoire de Moab, car l' Arnon est la frontière de Moab.
Mts / Mpits 11:19 And Israel sent messengers unto Sihon king of the Amorites, the king of Heshbon; and Israel said unto him, Let us pass, we pray thee, through thy land into my place. Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay mpanjakan' i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin' ny fonenanay. Tao Israely, dia nandefa iraka ho any amin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, mpanjakan' i Hesebona, ary hoy Israely taminy: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho, hankany amin' ny taninay. Israël envoya ensuite des messagers à Sihôn, roi des Amorites, qui régnait à Heshbôn, et Israël lui fit dire : "Laisse-moi, je te prie, traverser ton pays jusqu'à ma destination. "
Mts / Mpits 11:20 But Sihon trusted not Israel to pass through his coast: but Sihon gathered all his people together, and pitched in Jahaz, and fought against Israel. Fa Sihona tsy natoky ny Isiraely hamaky ny fari-taniny, fa namory ny vahoakany rehetra izy, dia nitoby tany Jahaza ka niady tamin' ny Isiraely. Sehona anefa, tsy ampy fitokiana an' Israely mba hamela azy hamaky ny taniny. Namory ny vahoakany rehetra Sehona, ka nitoby tao Jasà, dia niady tamin' Israely. Mais Sihôn refusa à Israël le passage sur son territoire, il rassembla toute son armée, qui campa à Yahaç, et il engagea le combat contre Israël.
Mts / Mpits 11:21 And the Lord God of Israel delivered Sihon and all his people into the hand of Israel, and they smote them: so Israel possessed all the land of the Amorites, the inhabitants of that country. Ary Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, nanolotra an' i Sihona sy ny vahoakany rehetra teo an-tànan' ny Isiraely, ka namely azy ireo; dia azon' ny Isiraely ny tanin' ny Amorita rehetra, mponina tany amin' izany tany izany. Fa natolotry ny Tompo Andriamanitr' Israely, ho eo an-tànan' Israely, Sehona mbamin' ny vahoakany rehetra, ka noreseny ireny, dia azon' Israely ny tanin' ny Amoreana rehetra izay nonina tamin' izany faritany izany; Yahvé, Dieu d' Israël, livra Sihôn et toute son armée aux mains d' Israël qui les défit, et Israël prit possession de tout le pays des Amorites qui habitaient cette contrée.
Mts / Mpits 11:22 And they possessed all the coasts of the Amorites, from Arnon even unto Jabbok, and from the wilderness even unto Jordan. Dia nahazo ny tanin' ny Amorita rehetra izy hatrany Arnona, ka hatrany Jaboka ary hatramin' ny efitra ka hatrany Jordana. lasany avokoa ny faritanin' ny Amoreana, hatrany Arnona ka hatrany Jabaoka, ary hatramin' ny efitra ka hatrany Jordany. Il fut ainsi en possession de tout le pays des Amorites, depuis l' Arnon jusqu' au Yabboq et depuis le désert jusqu' au Jourdain.
Mts / Mpits 11:23 So now the Lord God of Israel hath dispossessed the Amorites from before his people Israel, and shouldest thou possess it? Koa ankehitriny, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, efa nandroaka ny Amorita teo anoloan' ny Isiraely olony: ary ianao kosa va tahaka ny tany? Koa ankehitriny, rahefa noroahin' ny Tompo Andriamanitr' Israely ny Amoreana, teo anoloan' Israely vahoakany, hianao indray ve no handroaka an' Israely hiala ao? Et maintenant que Yahvé, Dieu d' Israël, a dépossédé les Amorites devant son peuple Israël, toi, tu nous déposséderais ?
Mts / Mpits 11:24 Wilt not thou possess that which Chemosh thy god giveth thee to possess? So whomsoever the Lord our God shall drive out from before us, them will we possess. Moa tsy hotananao izay tany omen' i Kemosy andriamanitrao anao va? Atý izay tany rehetra omen' i Jehovah Andriamanitray anay dia mba hotananay kosa. Moa tsy mipetraka ho tompon' izay nomen' i Kamosy andriamanitrao anao ho fanananao va hianao, ary izahay moa tsy tokony hipetraka ho tompon' izay rehetra nomen' ny Tompo Andriamanitray anay ho fanananay? Est-ce que tu ne possèdes pas tout ce que Kemosh, ton dieu, a mis en ta possession ? De même tout ce que Yahvé, notre Dieu, a enlevé à ses possesseurs, nous le possédons!
Mts / Mpits 11:25 And now art thou any thing better than Balak the son of Zippor, king of Moab? did he ever strive against Israel, or did he ever fight against them, Moa tsara noho Balaka, zanak' i Zipora, mpanjakan' i Moaba, va ianao? Nety nanohitra ny Isiraely na niady taminy akory va izy? Moa tsara noho Balàka, zanak' i Sefora, mpanjakan' i Moaba, va hianao? Ary moa io mba nifanditra tamin' Israely, na niady taminy akory va? Vaudrais-tu donc mieux que Balaq, fils de Çippor, roi de Moab ? Est-il entré en contestation avec Israël ? Lui a-t-il fait la guerre ?
Mts / Mpits 11:26 While Israel dwelt in Heshbon and her towns, and in Aroer and her towns, and in all the cities that be along by the coasts of Arnon, three hundred years? why therefore did ye not recover them within that time? Raha ny Isiraely nitoetra telon-jato taona tany Hesboala sy ny zana-bohiny ary tany Aroera sy ny zana-bohiny ary tany amin' ny tanàna rehetra eny amoron' i Arnona, nahoana no tsy nalainareo ny tany tamin' izany andro izany? Indro efa telon-jato taona izao no nonenan' Israely tany Hesebona, sy ny tanàna momba azy, mbamin' ny tanàna rehetra amoron' i Arnona, ka nahoana no tsy nalainareo ireny nandritra izany fotoana izany? Quand Israël s' est établi à Heshbôn et dans ses dépendances, à Aroèr et dans ses dépendances, ainsi que dans toutes les villes qui sont sur les rives de l' Arnon trois cents ans , pourquoi ne les avez-vous pas reprises à ce moment-là ?
Mts / Mpits 11:27 Wherefore I have not sinned against thee, but thou doest me wrong to war against me: the Lord the Judge be judge this day between the children of Israel and the children of Ammon. Izaho tsy nanota taminao, fa ianao no manisy ratsy ahy, fa miady amiko; Izaho tsy nanao ratsy taminao, fa hianao izao no manisy ratsy ahy, amin' ny ady ataonao amiko. Ka aoka Iaveh, ilay mpitsara, no hitsara anio ny zanak' Israely sy ny taranak' i Amona. Pour moi, je n' ai pas péché contre toi, mais toi, tu agis mal envers moi en me faisant la guerre. Que Yahvé, le Juge, juge aujourd' hui entre les Israélites et le roi des Ammonites. "
Mts / Mpits 11:28 Howbeit the king of the children of Ammon hearkened not unto the words of Jephthah which he sent him. Nefa tsy nohenoin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona ny tenin' i Jefta, izay nampitondrainy tany aminy. Tsy nahoan' ny mpanjakan' ny taranak' i Armona akory ny teny nampitondrain' i Jefte tany aminy. Mais le roi des Ammonites n'écouta pas les paroles que Jephté lui avait fait transmettre.
Mts / Mpits 11:29 Then the Spirit of the Lord came upon Jephthah, and he passed over Gilead, and Manasseh, and passed over Mizpeh of Gilead, and from Mizpeh of Gilead he passed over unto the children of Ammon. Ary tonga tao amin' i Jefta ny Fanahin' i Jehovah, dia nandeha nitety an' i Gileada sy Manase izy; ka dia nitety an' i Mizpa any Gileada koa izy ka niala tany Mizpa any Gileada, dia nandroso nankany amin' ny taranak' i Amona. Dia tonga tamin' i Jefte ny Fanahin' ny Tompo, ka nandeha namaky an' i Galaada sy Manase izy, ary tonga hatrany Masfà, any Galaada: ary avy ao Masfà any Galaada dia nandroso hamely ny taranak' i Amona. L' esprit de Yahvé fut sur Jephté, qui parcourut Galaad et Manassé, passa par Miçpé de Galaad et, de Miçpé de Galaad, passa chez les Ammonites.
Mts / Mpits 11:30 And Jephthah vowed a vow unto the Lord, and said, If thou shalt without fail deliver the children of Ammon into mine hands, Ary Jefta nivoady tamin' i Jehovah ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak' i Amona, Nivoady tamin' ny Tompo Jefte, nanao hoe: Et Jephté fit un voeu à Yahvé : " Si tu livres entre mes mains les Ammonites,
Mts / Mpits 11:31 Then it shall be, that whatsoever cometh forth of the doors of my house to meet me, when I return in peace from the children of Ammon, shall surely be the Lord' s, and I will offer it up for a burnt offering. dia ho an' i Jehovah Izay mivoaka amin' ny varavaran' ny tranoko hitsena ahy, rehefa miverina soa aman-tsara avy any amin' ny taranak' i Amona aho, ary hateriko ho fanatitra dorana izany. Raha atolotrao eo an-tànako ny taranak' i Amona, dia ho an' ny Tompo ary hatolotro ho sorona dorana izay mivoaka ny varavaran' ny tranoko hitsena ahy, rahefa miverina soa aman-tsara avy any amin' ny taranak' i Amona aho. celui qui sortira le premier des portes de ma maison pour venir à ma rencontre quand je reviendrai vainqueur du combat contre les Ammonites, celui-là appartiendra à Yahvé, et je l' offrirai en holocauste. "
Mts / Mpits 11:32 So Jephthah passed over unto the children of Ammon to fight against them; and the Lord delivered them into his hands. Dia nandeha Jefta nankany amin' ny taranak' i Amona hiady aminy: ary natolotr' i Jehovah teo an-tànany ireo. Dia nandroso hamely ny taranak' i Amona Jefte, ary natolotry ny Tompo teo an-tànany ireny, Jephté passa chez les Ammonites pour les attaquer et Yahvé les livra entre ses mains.
Mts / Mpits 11:33 And he smote them from Aroer, even till thou come to Minnith, even twenty cities, and unto the plain of the vineyards, with a very great slaughter. Thus the children of Ammon were subdued before the children of Israel. Dia namely azy izy hatrany Aroera ka hatrany akaikin' i Minita sy hatrany Abela-keramima, dia tanàna roa-polo, ka be dia be no maty. Dia resy teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ny taranak' i Amona. ka nasiany hatrany Aroera ka hatrany akaikikaikin' i Menita, nahazoany tanàna roapolo, sy hatrany Abela-Keramina, ka dia resy mafy tokoa izy ireo. Dia voaetry teo anoloan' ny zanak' Israely ny taranak' i Amona. Il les battit depuis Aroèr jusque vers Minnit vingt villes , et jusqu'à Abel-Keramim. Ce fut une très grande défaite; et les Ammonites furent abaissés devant les Israélites.
Mts / Mpits 11:34 And Jephthah came to Mizpeh unto his house, and, behold, his daughter came out to meet him with timbrels and with dances: and she was his only child; beside her he had neither son nor daughter. Ary Jefta tonga tany Mizpa ho any an-tranony, ary, indro, nivoaka ny zananivavy nitondra ampongatapaka sy mpandihy hitsena azy; ary vavy tokany io, fa tsy nanana zanakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy. Niverina nankany an-tranony any Masfà Jefte, ka inty ny zanany vavy no nivoaka hitsena azy, nitondra amponga tapaka sy nandihy. Zanany vavy tokana io, tsy nanana afa-tsy io izy, tsy nisy lahy na vavy hafa. Lorsque Jephté revint à Miçpé, à sa maison, voici que sa fille sortit à sa rencontre en dansant au son des tambourins. C'était son unique enfant. En dehors d' elle il n' avait ni fils, ni fille.
Mts / Mpits 11:35 And it came to pass, when he saw her, that he rent his clothes, and said, Alas, my daughter! thou hast brought me very low, and thou art one of them that trouble me: for I have opened my mouth unto the Lord, and I cannot go back. Koa rehefa nahita azy Jefta, dia nandriatra ny fitafiany ka nanao hoe: Indrisy, ry zanako-vavy! Efa nampitanondrika ahy indrindra ianao, ary ianao no tonga nampidi-doza tamiko; fa izaho efa niloa-bava tamin' i Jehovah, ka tsy azoko afody intsony. Vao nahita azy Jefte dia nandriatra ny fitafiany, ka nanao hoe: Adray, anaka, mahaketraka ahy hianao ary anisan' izay mahavery hevitra ahy, fa efa niloa-bava tamin' ny Tompo aho, ka tsy afa-mifody intsony. Dès qu' il l' eut aperçue, il déchira ses vêtements et s'écria : " Ah! ma fille, vraiment tu m' accables! Tu es de ceux qui font mon malheur! Je me suis engagé, moi, devant Yahvé, et ne puis revenir en arrière. "
Mts / Mpits 11:36 And she said unto him, My father, if thou hast opened thy mouth unto the Lord, do to me according to that which hath proceeded out of thy mouth; forasmuch as the Lord hath taken vengeance for thee of thine enemies, even of the children of Ammon. Fa hoy ny zananivavy taminy: Ry dada ô, raha niloa-bava tamin' i Jehovah ary ianao, dia ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria Jehovah efa namaly ny taranak' i Amona fahavalonao ho anao. Dia hoy izy taminy: Dada ô, efa niloa-bava tamin' ny Tompo hianao, ka ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria efa novalian' ny Tompo ny nataon' ny taranak' i Amona fahavalonao taminao. Elle lui répondit : " Mon père, tu t' es engagé envers Yahvé, traite-moi selon l' engagement que tu as pris, puisque Yahvé t' a accordé de te venger de tes ennemis, les Ammonites. "
Mts / Mpits 11:37 And she said unto her father, Let this thing be done for me: let me alone two months, that I may go up and down upon the mountains, and bewail my virginity, I and my fellows. Dia hoy koa izy tamin' ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin' ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin' ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanambady akory. Ary hoy izy tamin-drainy: Ity no mba soa ataovy amiko: Avelao malalaka aho, mandritra ny roa volana: dia handeha hidina ho any amin' ny tendrombohitra, ary hitomany ny fahavirjiniako miaraka amin' ireo namako. Puis elle dit à son père : " Que ceci me soit accordé! Laisse-moi libre pendant deux mois. Je m' en irai errer sur les montagnes et, avec mes compagnes, je pleurerai sur ma virginité. " -
Mts / Mpits 11:38 And he said, Go. And he sent her away for two months: and she went with her companions, and bewailed her virginity upon the mountains. Dia hoy kosa rainy: Mandehana ary. Dia nampandeha azy roa volana izy; ary dia nandeha razazavavy sy ny namany ka nitomany teny amin' ny havoana noho izy mbola tsy nanam-bady akory. Hoy ny navaliny azy: Ndeha àry. Dia navelany handeha roa volana izy. Ka nandeha niaraka tamin' ny namany, nitomany ny fahavirjiniany tany amin' ny tendrombohitra izy. " Va ", lui dit-il, et il la laissa partir pour deux mois. Elle s' en alla donc, elle et ses compagnes, et elle pleura sa virginité sur les montagnes.
Mts / Mpits 11:39 And it came to pass at the end of two months, that she returned unto her father, who did with her according to his vow which he had vowed: and she knew no man. And it was a custom in Israel, Ary rehefa tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin' ny rainy izy; ary nataony taminy araka ny voadiny izay nataony; ary tsy mbola nahalala lahy izy. Ary tonga fanao tamin' ny Isiraely Nony tapitra ny roa volana, dia niverina tany amin-drainy izy, ka nontanterahiny taminy ny voady efa nataony, ary mbola tsy nahalala lahy izy. Izany no nihavian' izao fanao amin' Israely izao: isan-taona ny zazavavy Israelita dia mandeha mankalaza ny zanakavavin' i Jefte, ilay Galaadita, mandritra ny hefarana isan-taona. Les deux mois écoulés, elle revint vers son père et il accomplit sur elle le voeu qu' il avait prononcé. Elle n' avait pas connu d' homme. Et de là vient cette coutume en Israël :
Mts / Mpits 11:40 That the daughters of Israel went yearly to lament the daughter of Jephthah the Gileadite four days in a year. ny fandehanan' ny zazavavin' ny Isiraely isan-taona hankalaza ny zanakavavin' i Jefta Gileadita hefarana isan-taona. d' année en année les filles d' Israël s' en vont se lamenter quatre jours par an sur la fille de Jephté le Galaadite.

<-
->