<-
->

Gal / Ga 2:1 Then fourteen years after I went up again to Jerusalem with Barnabas, and took Titus with me also. Ary nony afaka efatra ambin' ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa. Efatra ambin' ny folo taona taorian' izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; Barnabe niaraka tamiko, Tito nentiko koa. Ensuite, au bout de quatorze ans, je montai de nouveau à Jérusalem avec Barnabé et Tite que je pris avec moi.
Gal / Ga 2:2 And I went up by revelation, and communicated unto them that gospel which I preach among the Gentiles, but privately to them which were of reputation, lest by any means I should run, or had run, in vain. Ary niakatra araka ny fanambarana aho, ka nambarako taminy ny filazantsara izay toriko any amin' ny jentilisa, nefa nangingina ihany tamin' izay manan-daza, fandrao ho mihazakazaka foana aho, na efa nihazakazaka foana. Fanambarana azoko no niakarako tany; ka nasehoko tamin' izy ireo, indrindra fa tamin' ireo nanan-kaja kokoa, ny Evanjely toriko any amin' ny jentily, hahitany na efa nihazakazaka tokoa aho, na efa nihazakazaka foana. J' y montai à la suite d' une révélation ; et je leur exposai l'Évangile que je prêche parmi les païens - mais séparément aux notables, de peur de courir ou d' avoir couru pour rien.
Gal / Ga 2:3 But neither Titus, who was with me, being a Greek, was compelled to be circumcised: Kanefa na dia Titosy izay niaraka tamiko aza, dia tsy mba noterena hoforana, na dia Grika aza izy, Fa na dia i Tito izay niaraka tamiko sy olona jentily aza, dia tsy noterena hoforana; Eh bien ! de Tite lui-même, mon compagnon qui était grec, on n' exigea pas qu' il se fît circoncire.
Gal / Ga 2:4 And that because of false brethren unawares brought in, who came in privily to spy out our liberty which we have in Christ Jesus, that they might bring us into bondage: dia noho ny rahalahy sandoka nampidirina misokosoko, izay niditra mangingina hisafo ny fahafahantsika, izay ananantsika ao amin' i Kristy Jesosy, mba hanandevozany antsika; ary ny anton' izany, dia satria nisy rahalahy sandoka sasany nampidirina an-tsokosoko sy niditra mangingina, hitsikilo ny fahafahana ananantsika ao amin' ny Kristy Jeso, mba hanandevozany antsika. Mais à cause des intrus, ces faux frères qui se sont glissés pour espionner la liberté que nous avons dans le Christ Jésus, afin de nous réduire en servitude,
Gal / Ga 2:5 To whom we gave place by subjection, no, not for an hour; that the truth of the gospel might continue with you. fa tsy nety nikoy ireo izahay na dia ora iray monja aza, mba hitoeran' ny fahamarinan' ny filazantsara aminareo. Tsy nety nanaraka ny hevitr' izy ireo mihitsy anefa izahay, na dia tapak' andro kely aza, mba hitoeran' ny fahamarinan' ny Evanjely eo aminareo. gens auxquels nous refusâmes de céder, fût-ce un moment, par déférence, afin de sauvegarder pour vous la vérité de l'Évangile...
Gal / Ga 2:6 But of these who seemed to be somewhat, (whatsoever they were, it maketh no matter to me: God accepteth no man' s person:) for they who seemed to be somewhat in conference added nothing to me: Fa ny amin' ny olona atao ho manan-daza (na nanao ahoana na nanao ahoana izy dia tsy mampaninona ahy; Andriamanitra tsy mizaha tavan' olona), izaho tsy nomen' ireo manan-daza ireo saina na tamin' inona na tamin' inona. Ny amin' ireo nanan-kaja kosa, na ahoana na ahoana halehibeny, dia tsy mampaninona ahy izany, fa Andriamanitra tsy mizaha tavan' olona, ka tsy nandidy na inona na inona tamiko ireo olona nanan-kaja ireo. Et de la part de ceux qu' on tenait pour des notables - peu m' importe ce qu' alors ils pouvaient être ; Dieu ne fait point acception des personnes -, à mon Évangile, en tout cas, les notables n' ont rien ajouté.
Gal / Ga 2:7 But contrariwise, when they saw that the gospel of the uncircumcision was committed unto me, as the gospel of the circumcision was unto Peter; Fa hafa kosa no nataony, fa nony hitany fa notolorana ny filazantsara ho adidiko ho an' ny tsy voafora aho, tahaka an' i Petera ho an' ny voafora Nony hitany aza fa izaho no nametrahana ny Evanjely ho an' ny tsy voafora, tahaka an' i Piera ho an' ny voafora, Au contraire, voyant que l'évangélisation des incirconcis m'était confiée comme à Pierre celle des circoncis -
Gal / Ga 2:8 (For he that wrought effectually in Peter to the apostleship of the circumcision, the same was mighty in me toward the Gentiles:) (fa Izay niasa ho an' i Petera hah' Apostoly azy ho an' ny voafora no niasa ho ahy koa ho an' ny jentilisa), satria izay niasa tamin' i Piera haha-Apostoly azy amin' ny voafora ihany no niasa tamiko koa haha-Apostoly ahy ho an' ny jentily, car Celui qui avait agi en Pierre pour faire de lui un apôtre des circoncis, avait pareillement agi en moi en faveur des païens -
Gal / Ga 2:9 And when James, Cephas, and John, who seemed to be pillars, perceived the grace that was given unto me, they gave to me and Barnabas the right hands of fellowship; that we should go unto the heathen, and they unto the circumcision. ary nony fantatr' i Jakoba sy Kefasy ary Jaona, izay natao ho andry, ny fahasoavana nomena ahy, dia notolorany ny tanana ankavanan' ny fihavanana izaho sy Barnabasy, mba hankany amin' ny jentilisa izahay, fa izy kosa ho any amin' ny voafora. sady fantany koa ny fahasoavana nomena ahy, dia ny nandray tànana anay sy Barnabe no nataon' i Jakoba sy Sefasy ary Joany, izay natao ho andry fiankinana, ary izany no mariky ny firaisana, na izahay aza ho any amin' ny jentily, fa izy ireo kosa ho any amin' ny voafora. et reconnaissant la grâce qui m' avait été départie, Jacques, Céphas et Jean, ces notables, ces colonnes, nous tendirent la main, à moi et à Barnabé, en signe de communion : nous irions, nous aux païens, eux à la Circoncision ;
Gal / Ga 2:10 Only they would that we should remember the poor; the same which I also was forward to do. Izao ihany no tiany, dia ny mba hahatsiarovanay ny malahelo, sady nahazoto ahy indrindra rahateo ny hanao izany. Hany hafany dia ny hahatsiarovanay ny mahantra; ka zavatra nahazoto ahy rahateo ny hanao izany. nous devions seulement songer aux pauvres, ce que précisément j' ai eu à coeur de faire.
Gal / Ga 2:11 But when Peter was come to Antioch, I withstood him to the face, because he was to be blamed. Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy. Nony tonga tany Antiokia anefa i Sefasy, dia notoheriko an-kitsirano izao, fa hita fa nanan-tsiny izy. Mais quand Céphas vint à Antioche, je lui résistai en face, parce qu' il s'était donné tort.
Gal / Ga 2:12 For before that certain came from James, he did eat with the Gentiles: but when they were come, he withdrew and separated himself, fearing them which were of the circumcision. Fa fony tsy mbola tonga ny sasany any tany amin' i Jakoba, dia niara-nihinana tamin' ny jentilisa ihany izy; fa nony tonga ireo, dia nihatakataka izy ka niala, satria natahotra ny momba ny famorana izy. Satria fony tsy mbola tonga ry zareo sasany avy any amin' i Jakoba, dia niara-nihinana tamin' ny jentily ihany izy; kanjo nony tonga ry zareo ireo, dia niala izy, ka lasa nihatakataka, fa natahotra an-dry zareo voafora. En effet, avant l' arrivée de certaines gens de l' entourage de Jacques, il prenait ses repas avec les païens ; mais quand ces gens arrivèrent, on le vit se dérober et se tenir à l'écart, par peur des circoncis.
Gal / Ga 2:13 And the other Jews dissembled likewise with him; insomuch that Barnabas also was carried away with their dissimulation. Ary ny Jiosy sasany koa niara-nihatsaravelatsihy taminy, ka Barnabasy avy aza mba voataonan' ny fihatsaram-belatsihiny koa. Ary nisy aza Jody sasany, niara-nanao tsikombakomba taminy koa, ka voatarik' izany hatramin' ny tenan' i Barnabe. Et les autres Juifs l' imitèrent dans sa dissimulation, au point d' entraîner Barnabé lui-même à dissimuler avec eux.
Gal / Ga 2:14 But when I saw that they walked not uprightly according to the truth of the gospel, I said unto Peter before them all, If thou, being a Jew, livest after the manner of Gentiles, and not as do the Jews, why compellest thou the Gentiles to live as do the Jews? Fa rehefa hitako fa tsy nandeha mahitsy araka ny fahamarinan' ny filazantsara ireo, dia hoy izaho tamin' i Kefasy teo anatrehan' ny olona rehetra : Raha ianao izay tena Jiosy aza no manao tahaka ny fanaon' ny jentilisa, fa tsy tahaka ny fanaon' ny Jiosy, nahoana ny jentilisa no terenao hanao tahaka ny fanaon' ny Jiosy? Vao hitako kosa fa tsy nandeha mahitsy araka ny fahamarinan' ny Evanjely izy ireo, dia i Sefasy no nilazako teo anatrehan' ny olona rehetra teo hoe: Koa hianao Jody aza re, nanaraka ny fomban' ny jentily, fa tsy ny an' ny Jody; ka ahoana no dia ahasahianao manery ny jentily hanaraka ny fomban' ny Jody? Mais quand je vis qu' ils ne marchaient pas droit selon la vérité de l'Évangile, je dis à Céphas devant tout le monde : " Si toi qui es Juif, tu vis comme les païens, et non à la juive, comment peux-tu contraindre les païens à judaïser ?
Gal / Ga 2:15 We who are Jews by nature, and not sinners of the Gentiles, Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin' ny jentilisa, Taranaky ny Jody isika, fa tsy mba mpanota avy amin' ny jentily; " Nous sommes, nous, des Juifs de naissance et non de ces pécheurs de païens ;
Gal / Ga 2:16 Knowing that a man is not justified by the works of the law, but by the faith of Jesus Christ, even we have believed in Jesus Christ, that we might be justified by the faith of Christ, and not by the works of the law: for by the works of the law shall no flesh be justified. nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin' ny asan' ny lalàna ny olona, fa amin' ny finoana an' i Jesosy Kristy, dia nino an' i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin' ny finoana an' i Kristy, fa tsy amin' ny asan' ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin' ny asan' ny lalàna. nefa nony fantatsika fa tsy ny asan' ny Lalàna no anamarinana ny olona, fa ny finoana an' i Jeso-Kristy, dia mba nino an' ny Kristy Jeso koa isika, mba hohamarinina amin' ny finoana azy, fa tsy amin' ny asan' ny Lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin' ny asan' ny Lalàna. et cependant, sachant que l' homme n' est pas justifié par la pratique de la Loi, mais seulement par la foi en Jésus Christ, nous avons cru, nous aussi, au Christ Jésus, afin d' obtenir la justification par la foi au Christ et non par la pratique de la Loi, puisque par la pratique de la Loi personne ne sera justifié.
Gal / Ga 2:17 But if, while we seek to be justified by Christ, we ourselves also are found sinners, is therefore Christ the minister of sin? God forbid. Fa raha mitady hohamarinina ao amin' i Kristy isika, nefa ny tenantsika no hita fa mpanota, moa mpanompo ny ota va Kristy? Sanatria izany! Fa raha ilay mitady hohamarinina ao amin' ny Kristy iny isika no amin' izay ny tenantsika aza no hita mpanota, dia ho mpandraharahan' ny ota àry ny Kristy? Sanatria izany! Or si, recherchant notre justification dans le Christ, il s' est trouvé que nous sommes des pécheurs comme les autres, serait-ce que le Christ est au service du péché ? Certes non !
Gal / Ga 2:18 For if I build again the things which I destroyed, I make myself a transgressor. Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho. Fa raha izay noravako no atsangako indray, dia miampanga tena ho mpandika mihitsy aho, Car en relevant ce que j' ai abattu, je me convaincs moi-même de transgression.
Gal / Ga 2:19 For I through the law am dead to the law, that I might live unto God. Fa raha izaho, dia tamin' ny lalàna no nahafatesako ny amin' ny lalàna, mba ho velona ho an' Andriamanitra aho. satria noho ny Lalàna no nahafatesako ny amin' ny Lalàna, mba ho velona ho an' Andriamanitra aho. Niara-nofantsihana tamin' ny Kristy teo amin' ny hazo fijaliana aho, En effet, par la Loi je suis mort à la Loi afin de vivre à Dieu : je suis crucifié avec le Christ ;
Gal / Ga 2:20 I am crucified with Christ: neverthless I live; yet not I, but Christ liveth in me: and the life which I now live in the flesh I live by the faith of the Son of God, who loved me, and gave himself for me. Voahombo miaraka amin' i Kristy amin' ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin' ny nofo dia ivelomako amin' ny finoana ny Zanak' Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. ka matoa velona aho, dia tsy izaho intsony no velona, fa ny Kristy no velona ato anatiko. Eny, izao ahavelomako amin' ny nofo ankehitriny izao no ahavelomako amin' ny finoana ny Zanak' Andriamanitra, ilay efa tia ahy, sy nanolo-tena hamonjy ahy. et ce n' est plus moi qui vis, mais le Christ qui vit en moi. Ma vie présente dans la chair, je la vis dans la foi au Fils de Dieu qui m' a aimé et s' est livré pour moi.
Gal / Ga 2:21 I do not frustrate the grace of God: for if righteousness come by the law, then Christ is dead in vain. Tsy mahafoana ny fahasoavan' Andriamanitra aho; fa raha avy amin' ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy. Amin' izany dia tsy mahafoana ny fahasoavan' Andriamanitra aho; fa raha ohatra ka avy amin' ny Lalàna kosa ny fahamarinana, dia ho maty foana ny Kristy. Je n' annule pas le don de Dieu : car si la justice vient de la Loi, c' est donc que le Christ est mort pour rien. "

<-
->