<-
->

Lio / Lk 20:1 And it came to pass, that on one of those days, as he taught the people in the temple, and preached the gospel, the chief priests and the scribes came upon him with the elders, Ary tamin' ny andro anankiray, raha nampianatra ny olona teo an-kianjan' ny tempoly Jesosy ka nitory ny filazantsara, dia nanatona ny lohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona Ary indray andro tamin' izany, nampianatra ny vahoaka tao an-tempoly izy ka nitory ny Evanjely, dia tonga ny lehiben' ny mpisorona sy mpanora-dalàna mbamin' ny loholona, Et il advint, un jour qu' il enseignait le peuple dans le Temple, et annonçait la Bonne Nouvelle, que les grands prêtres et les scribes survinrent avec les anciens,
Lio / Lk 20:2 And spake unto him, saying, Tell us, by what authority doest thou these things? or who is he that gave thee this authority? ka niteny taminy hoe: Lazao aminay: Fahefana manao ahoana no anaovanao izao zavatra izao? ary iza no nanome Anao izany fahefana izany? ka nanao taminy hoe: Lazao anay: Inona moa no fahefana anaovanao izao zavatra izao, ary iza no nanome anao izany fahefana izany? et lui parlèrent en ces termes : " Dis-nous par quelle autorité tu fais cela, ou quel est celui qui t' a donné cette autorité ? "
Lio / Lk 20:3 And he answered and said unto them, I will also ask you one thing; and answer me: Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa mba hanontany anareo zavatra iray loha, ka lazao amiko: Ary namaly Jeso ka nanao tamin' izy ireo hoe: Mba hanontany zavatra anankiray aminareo koa àry aho ka valio: Il leur répondit : " Moi aussi, je vais vous poser une question. Dites-moi donc :
Lio / Lk 20:4 The baptism of John, was it from heaven, or of men? Ny batisan' i Jaona avy tany an-danitra va, sa avy tamin' ny olona? Avy aiza moa ny batemin' i Joany, avy amin' Andriamanitra sa avy amin' ny olona? le baptême de Jean était-il du Ciel ou des hommes ? "
Lio / Lk 20:5 And they reasoned with themselves, saying, If we shall say, From heaven; he will say, Why then believed ye him not? Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hataony hoe: Nahoana no tsy nino azy ianareo? Dia niara-nisaina izy ireo nanao hoe: Raha izao mantsy no lazaintsika hoe, avy amin' Andriamanitra, dia hovaliany hoe: nahoana àry hianareo no tsy nino azy? Mais ils firent par-devers eux ce calcul : " Si nous disons : "Du Ciel", il dira : "Pourquoi n' avez-vous pas cru en lui ?"
Lio / Lk 20:6 But and if we say, Of men; all the people will stone us: for they be persuaded that John was a prophet. Fa raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin' ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria inoany ho mpaminany Jaona. Ary raha hataontsika hoe, avy amin' ny olona indray, dia hitora-bato antsika ny vahoaka, satria inoany ho mpaminany Joany. Et si nous disons : "Des hommes", tout le peuple nous lapidera, car il est persuadé que Jean est un prophète. "
Lio / Lk 20:7 And they answered, that they could not tell whence it was. Dia namaly ireo fa tsy fantany izay nihaviany. Koa namaly izy ireo, fa tsy fantany izay nihaviany. Et ils répondirent ne pas savoir d' où il était.
Lio / Lk 20:8 And Jesus said unto them, Neither tell I you by what authority I do these things. Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao. Dia hoy Jeso taminy: Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao. Et Jésus leur dit : " Moi non plus, je ne vous dis pas par quelle autorité je fais cela. "
Lio / Lk 20:9 Then began he to speak to the people this parable; A certain man planted a vineyard, and let it forth to husbandmen, and went into a far country for a long time. Dia nilaza izao fanoharana izao tamin' ny olona Izy ka nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray nanao tanim-boaloboka, ka nahofany tamin' olona mpiasa tany izany, dia nandeha nitoetra ela tany an-tany hafa izy. Dia nilaza ity fanoharana ity tamin' ny vahoaka izy nanao hoe: Nisy lehilahy anankiray namboly tanimboaloboka ka nahofany tamin' ny mpiasa, dia lasa izy ka nitoetra ela tany an-tany hafa. Il se mit alors à dire au peuple la parabole que voici : " Un homme planta une vigne, puis il la loua à des vignerons et partit en voyage pour un temps assez long.
Lio / Lk 20:10 And at the season he sent a servant to the husbandmen, that they should give him of the fruit of the vineyard: but the husbandmen beat him, and sent him away empty. Ary tamin' ny fotoana dia naniraka mpanompo hankany amin' ny mpiasa tany izy mba handray amin' ny vokatry ny tanim-boaloboka; fa ny mpiasa tany nikapoka azy ka nampandeha azy maina. Nony tonga ny taom-pahavokarana dia naniraka mpanompo anankiray tany amin' ny mpiasa izy, mba haka amin' ny vokatry ny tanimboalobony; nefa nokapohin' izy ireo sy nampodiny maina. " Le moment venu, il envoya un serviteur aux vignerons pour qu' ils lui donnent une part du fruit de la vigne ; mais les vignerons le renvoyèrent les mains vides, après l' avoir battu.
Lio / Lk 20:11 And again he sent another servant: and they beat him also, and entreated him shamefully, and sent him away empty. Dia naniraka mpanompo anankiray koa izy; ary nokapohiny mafy koa iny sady nalany baraka ka nampandehaniny maina. Dia naniraka mpanompo anankiray hafa indray izy, fa nokapohin' ireo ihany koa sady notevatevainy sy nampodiny maina. Il recommença, envoyant un autre serviteur ; et celui-là aussi, ils le battirent, le couvrirent d' outrages et le renvoyèrent les mains vides.
Lio / Lk 20:12 And again he sent a third: and they wounded him also, and cast him out. Dia naniraka anankiray koa izy; ary iny koa dia nataony naratra ka noroahiny. Ary naniraka fanintelony izy, fa io koa sady nataony naratra no noroahiny. Il recommença, envoyant un troisième ; et celui-là aussi, ils le blessèrent et le jetèrent dehors.
Lio / Lk 20:13 Then said the lord of the vineyard, What shall I do? I will send my beloved son: it may be they will reverence him when they see him. Dia hoy ny tompon' ny tanim-boaloboka: Inona re no hataoko? Haniraka ny zanako malalako aho; angamba hanaja azy izy. Ka hoy ny tompon' ny tanimboaloboka: Inona re no hataoko? ndeha hirahiko lahy ny zanako malalako, fa angamba hanaja azy izy ireo raha mahita azy. Le maître de la vigne se dit alors : "Que faire ? je vais envoyer mon fils bien-aimé ; peut-être respecteront-ils celui-là. "
Lio / Lk 20:14 But when the husbandmen saw him, they reasoned among themselves, saying, This is the heir: come, let us kill him, that the inheritance may be ours. Fa raha nahita iny ny mpiasa tany, dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika io, mba ho antsika ny lova. Kanjo nony nahita iny ny mpiasa dia nanao anakampo hoe: Ity ny mpandova ka ndeha hovonointsika, dia ho antsika ny lova. Mais, à sa vue, les vignerons faisaient entre eux ce raisonnement : "Celui-ci est l' héritier ; tuons-le, pour que l' héritage soit à nous. "
Lio / Lk 20:15 So they cast him out of the vineyard, and killed him. What therefore shall the lord of the vineyard do unto them? Dia namoaka azy tany ivelan' ny tanim-boaloboka izy ka namono azy. Hataon' ny tompon' ny tanim-boaloboka ahoana moa izy amin' izany? Dia noroahiny ho any ivelan' ny tanimboaloboka izy ka novonoiny. Inona àry no hataon' ny tompon-tanimboaloboka amin' izy ireo? Et, le jetant hors de la vigne, ils le tuèrent. " Que leur fera donc le maître de la vigne ?
Lio / Lk 20:16 He shall come and destroy these husbandmen, and shall give the vineyard to others. And when they heard it, they said, God forbid. Hankany izy, dia hamono ireo mpiasa tany ireo, ka homeny olon-kafa ny tanim-boaloboka. Ary raha nahare izany ireo, dia hoy izy: Sanatria izany! Ho avy izy ka handringana ireo mpiasa ireo, ary ny tanimboaloboka dia hafindrany amin' olon-kafa. Nony nandre izany ry zareo teo, dia nanao hoe: Sanatria izany! Il viendra, fera périr ces vignerons et donnera la vigne à d' autres. " A ces mots, ils dirent : " A Dieu ne plaise ! "
Lio / Lk 20:17 And he beheld them, and said, What is this then that is written, The stone which the builders rejected, the same is become the head of the corner? Ary Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Ahoana moa izao voasoratra izao: Ny vato izay nolavin' ny mpanao trano, Dia izy no efa natao fehizoro? (Sal. 118. 22). Fa nibanjina azy ireo Jeso ka nanao hoe: Inona àry ity voasoratra ity: Ny vato nolavin' ny mpanao trano no efa tonga vato fehizoro? Mais, fixant sur eux son regard, il dit : " Que signifie donc ceci qui est écrit : La pierre qu' avaient rejetée les bâtisseurs, c' est elle qui est devenue pierre de faîte ?
Lio / Lk 20:18 Whosoever shall fall upon that stone shall be broken; but on whomsoever it shall fall, it will grind him to powder. Izay rehetra potraka amin' izany vato izany dia ho torotoro; fa na iza na iza no ianjerany dia ho mongomongo. Izay rehetra lavo amin' izany vato izany dia ho torotoro, ary izay hianjerany dia ho mongomongo. Quiconque tombera sur cette pierre s' y fracassera, et celui sur qui elle tombera, elle l'écrasera. "
Lio / Lk 20:19 And the chief priests and the scribes the same hour sought to lay hands on him; and they feared the people: for they perceived that he had spoken this parable against them. Ary tamin' izany ora izany dia nitady hisambotra Azy ny mpanora-dalàna sy ny lohan' ny mpisorona; nefa natahotra ny olona izy, satria fantany fa izy no nolazainy tamin' izany fanoharana izany. Dia notadiavin' ny lehiben' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna hosamborina teo no ho eo ihany izy, satria fantany fa izy ireo ihany no nanaovan' i Jeso izany fanoharana izany; saingy ny tahony ny vahoaka no nampiato azy indray. Les scribes et les grands prêtres cherchèrent à porter les mains sur lui à cette heure même, mais ils eurent peur du peuple. Ils avaient bien compris, en effet, que c'était pour eux qu' il avait dit cette parabole.
Lio / Lk 20:20 And they watched him, and sent forth spies, which should feign themselves just men, that they might take hold of his words, that so they might deliver him unto the power and authority of the governor. Ary nizaha taratra an' i Jesosy izy ka naniraka mpitsikilo, izay nody ho marina, mba hamandrika Azy amin' ny teniny, hanolorany Azy ho amin' ny hery sy ny fahefan' ny governora. Koa dia nataony andri-maso izy sy nanirahany mpitsikilo, izay nody ho marina, mba haningotra azy amin' ny teniny, hanolorany azy eo ampelatànan' ny governora. Ils se mirent alors aux aguets et lui envoyèrent des espions, qui jouèrent les justes pour le prendre en défaut sur quelque parole, de manière à le livrer à l' autorité et au pouvoir du gouverneur.
Lio / Lk 20:21 And they asked him, saying, Master, we know that thou sayest and teachest rightly, neither acceptest thou the person of any, but teachest the way of God truly: Ary ireo nanontany Azy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra marina Hianao ka tsy mizaha tavan' olona, fa mampianatra marina ny lalan' Andriamanitra: Ary toy izao no fanontanian' ireo olona ireo azy: Ry Mpampianatra ô, fantatray fa miteny sy mampianatra araka ny hitsiny hianao ka tsy mizaha tavan' olona, fa mampianatra ny làlan' Andriamanitra araka ny marina: Ils l' interrogèrent donc en disant : " Maître, nous savons que tu parles et enseignes avec droiture et que tu ne tiens pas compte des personnes, mais que tu enseignes en toute vérité la voie de Dieu.
Lio / Lk 20:22 Is it lawful for us to give tribute unto Caesar, or no? Mety va raha mandoa vola hetra ho an' i Kaisara izahay, sa tsia? mety va raha mandoa hetra ho an' i Sezara izahay sa tsia? Nous est-il permis ou non de payer le tribut à César ? "
Lio / Lk 20:23 But he perceived their craftiness, and said unto them, Why tempt ye me? Fa Jesosy nahafantatra ny fihendreny ka nanao taminy hoe: Fa fantatr' i Jeso ny hafetsen-dratsin' izy ireo, ka hoy izy taminy: Nahoana no maka fanahy ahy hianareo? Mais, pénétrant leur astuce, il leur dit :
Lio / Lk 20:24 Shew me a penny. Whose image and superscription hath it? They answered and said, Caesar' s. Mampisehoa denaria amiko. An' iza moa io sary sy soratra eo aminy io? Hoy ireo: An' i Kaisara. Asehoy ahy ny vola denie. Sarin' iza sy anaran' iza ity? An' i Sezara, hoy iretsy. " Montrez-moi un denier. De qui porte-t-il l' effigie et l' inscription ? " Ils dirent : " De César ".
Lio / Lk 20:25 And he said unto them, Render therefore unto Caesar the things which be Caesar' s, and unto God the things which be God' s. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an' i Kaisara ary izay an' i Kaisara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. Dia hoy izy taminy: Aloavy ho an' i Sezara àry izay an' i Sezara, ary ho an' Andriamanitra izay an' Andriamanitra. Alors il leur dit : " Eh bien ! rendez à César ce qui est à César, et à Dieu ce qui est à Dieu. "
Lio / Lk 20:26 And they could not take hold of his words before the people: and they marvelled at his answer, and held their peace. Ary tsy sahiny nitanana Azy teo anatrehan' ny olona izany teny izany sady gaga izy noho ny famaliny ka nangina. Gaga foana ry zareo tamin' ny valin-teniny ka kepoka nangina terý, fa tsy nahita teny iray akory haniniany azy teo imason' ny vahoaka teo. Et ils ne purent le prendre en défaut sur quelque propos devant le peuple et, tout étonnés de sa réponse, ils gardèrent le silence.
Lio / Lk 20:27 Then came to him certain of the Sadducees, which deny that there is any resurrection; and they asked him, Ary ny sasany tamin' ny Sadoseo, izay milaza fa tsy misy fitsanganan' ny maty, dia nanatona ka nanontany Azy hoe: Dia nanatona koa ny sasany tamin' ny Sadoseana izay mandà ny fitsanganan' ny maty, ka nanontany azy hoe: S' approchant alors, quelques Sadducéens - ceux qui nient qu' il y ait une résurrection - l' interrogèrent
Lio / Lk 20:28 Saying, Master, Moses wrote unto us, If any man' s brother die, having a wife, and he die without children, that his brother should take his wife, and raise up seed unto his brother. Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin' ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra an-dravehivavy ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5). Ry Mpampianatra ô, Moizy nanome lalàna ho antsika hoe: Raha misy lehilahy manambady ka maty momba, dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny. en disant : " Maître, Moïse a écrit pour nous : Si quelqu' un a un frère marié qui meurt sans avoir d' enfant, que son frère prenne la femme et suscite une postérité à son frère.
Lio / Lk 20:29 There were therefore seven brethren: and the first took a wife, and died without children. Koa nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba. Koa nisy olona fito mirahalahy, ary nanambady ny zokiny, fa maty momba. Il y avait donc sept frères. Le premier, ayant pris femme, mourut sans enfant.
Lio / Lk 20:30 And the second took her to wife, and he died childless. Ary ny faharoa Dia nanambady an-dravehivavy ny faharoa, fa maty momba koa. Le second aussi,
Lio / Lk 20:31 And the third took her; and in like manner the seven also: and they left no children, and died. sy ny fahatelo koa nampakatra azy; ary tahaka izany avokoa no nataon' izy fito mirahalahy; nefa maty momba avokoa izy. Nanaraka izany dia nanambady azy indray ny fahatelo, ary nanao toy izany avokoa izy fito mirahalahy, fa maty momba daholo. puis le troisième prirent la femme. Et les sept moururent de même, sans laisser d' enfant après eux.
Lio / Lk 20:32 Last of all the woman died also. Ary farany dia maty koa ravehivavy. Farany, dia maty koa ravehivavy. Finalement, la femme aussi mourut.
Lio / Lk 20:33 Therefore in the resurrection whose wife of them is she? for seven had her to wife. Koa amin' ny fitsanganan' ny maty ho vadin' iza moa ravehivavy? fa samy efa nanambady azy avokoa izy fito mirahalahy. Koa ho vadin' iza ravehivavy raha mby amin' ny fitsanganan' ny maty? fa efa samy nanambady azy avokoa izy fito lahy? Eh bien ! cette femme, à la résurrection, duquel d' entre eux va-t-elle devenir la femme ? Car les sept l' auront eue pour femme. "
Lio / Lk 20:34 And Jesus answering said unto them, The children of this world marry, and are given in marriage: Ary Jesosy nanao taminy hoe: Ny zanak' izao fiainana izao dia mampaka-bady sady avoaka hampakarina; Dia hoy Jeso taminy: Ny zanak' izao fiainana izao no mampaka-bady sy avoaka hampakarina; Et Jésus leur dit : " Les fils de ce monde-ci prennent femme ou mari;
Lio / Lk 20:35 But they which shall be accounted worthy to obtain that world, and the resurrection from the dead, neither marry, nor are given in marriage: fa izay atao miendrika hahazo izany fiainana izany sy ny fitsanganana amin' ny maty kosa dia tsy raha mampaka-bady, na avoaka hampakarina; fa izay efa hita ho mendrika hahazo ny fiainana ho avy sy ny fitsanganana amin' ny maty kosa, dia tsy mba mampaka-bady, na avoaka hampakarina, mais ceux qui auront été jugés dignes d' avoir part à ce monde-là et à la résurrection d' entre les morts ne prennent ni femme ni mari ;
Lio / Lk 20:36 Neither can they die any more: for they are equal unto the angels; and are the children of God, being the children of the resurrection. ary tsy mety maty intsony izy, fa mitovy amin' ny anjely sady zanak' Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganana amin' ny maty. ary tsy mety maty intsony izy, fa tahaka ny anjely sady zanak' Andriamanitra, satria zanaky ny fitsanganana amin' ny maty. aussi bien ne peuvent-ils plus mourir, car ils sont pareils aux anges, et ils sont fils de Dieu, étant fils de la résurrection.
Lio / Lk 20:37 Now that the dead are raised, even Moses shewed at the bush, when he calleth the Lord the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob. Ary Mosesy aza nanambara teo amin' ilay teny milaza ny Voaroy fa hatsangana ny maty, raha nilaza an' i Jehovah hoe Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' isaka ary Andriamanitr' i Jakoba (Eks. 3. 6). Ary raha ny hoe hitsangana ny maty, dia zavatra efa nambaran' i Moizy teo amin' ilay nilazany ny Voaroy izany, fa tamin' io izy dia niantso ny Tompo hoe: Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' Isaaka ary Andriamanitr' i Jakoba. Et que les morts ressuscitent, Moïse aussi l' a donné à entendre dans le passage du Buisson quand il appelle le Seigneur le Dieu d' Abraham, le Dieu d' Isaac et le Dieu de Jacob.
Lio / Lk 20:38 For he is not a God of the dead, but of the living: for all live unto him. Fa Izy tsy mba Andriamanitry ny maty, fa an' ny velona; fa velona ho an' Andriamanitra avokoa izy rehetra. Koa velona eo anatrehany izy rehetra ireo, satria tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an' ny velona. Or il n' est pas un Dieu de morts, mais de vivants ; tous en effet vivent pour lui. "
Lio / Lk 20:39 Then certain of the scribes answering said, Master, thou hast well said. Ary ny mpanora-dalàna sasany namaly ka nanao hoe: Mpampianatra ô, marina izay nolazainao. Dia namaly ny sasany tamin' ny mpanora-dalàna ka nanao taminy hoe: Ry Mpampianatra ô, marina ny filazanao. Prenant alors la parole, quelques scribes dirent : " Maître, tu as bien parlé. "
Lio / Lk 20:40 And after that they durst not ask him any question at all. Fa tsy nisy sahy nanontany Azy intsony ireo. Ary tsy nisy sahy nanontany azy intsony izy ireo. Car ils n' osaient plus l' interroger sur rien.
Lio / Lk 20:41 And he said unto them, How say they that Christ is David' s son? Ary hoy Jesosy taminy: Ahoana no lazaina fa Kristy no Zanak' i Davida? Dia hoy Jeso taminy: Ahoana no iantsoana ny Kristy hoe zanak' i Davida, Il leur dit : " Comment peut-on dire que le Christ est fils de David ?
Lio / Lk 20:42 And David himself saith in the book of Psalms, The Lord said unto my Lord, Sit thou on my right hand, Fa Davida ihany no milaza eo amin' ny bokin' ny Salamo hoe: Jehovah nilaza tamin' ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana nefa Davida ihany no milaza ao amin' ny bokin' ny Salamo hoe: Ny Tompo nilaza tamin' ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tànako an-kavanana, C' est David lui-même en effet qui dit, au livre des Psaumes : Le Seigneur a dit à mon Seigneur : Siège à ma droite,
Lio / Lk 20:43 Till I make thine enemies thy footstool. Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran' ny tongotrao (Sal. 110. 1). ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao? jusqu'à ce que j' aie fait de tes ennemis un escabeau pour tes pieds.
Lio / Lk 20:44 David therefore calleth him Lord, how is he then his son? Davida amin' izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-Zanany Azy? Antsoin' i Davida hoe Tompo izy, ka ahoana no maha-zanany azy? David donc l' appelle Seigneur ; comment alors est-il son fils ? "
Lio / Lk 20:45 Then in the audience of all the people he said unto his disciples, Ary hoy Jesosy tamin' ny mpianany teo anatrehan' ny olona rehetra: Mbola mihaino azy eo ny vahoaka rehetra dia hoy izy tamin' ny mpianany: Comme tout le peuple écoutait, il dit aux disciples :
Lio / Lk 20:46 Beware of the scribes, which desire to walk in long robes, and love greetings in the markets, and the highest seats in the synagogues, and the chief rooms at feasts; Mitandrema ny amin' ny mpanora-dalàna, izay mazoto mandehandeha miakanjo akanjo lava, ary te-hoharabain' ny olona eny an-tsena, sady tia ny fipetrehana aloha eo amin' ny synagoga sy ny fitoerana aloha eo amin' ny fanasana, Tandremo ny mpanora-dalàna, izay finaritra mitsangantsangana amin' ny akanjo rebareba, te-ho arahabaina eny amin' ny kianja, tia ny fipetrahana voalohany amin' ny fanasana, " Méfiez-vous des scribes qui se plaisent à circuler en longues robes, qui aiment les salutations sur les places publiques, et les premiers sièges dans les synagogues et les premiers divans dans les festins,
Lio / Lk 20:47 Which devour widows' houses, and for a shew make long prayers: the same shall receive greater damnation. ary mandany ny tranon' ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo dia hahazo fahamelohana mafimafy kokoa. fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy. qui dévorent les biens des veuves, et affectent de faire de longues prières. Ils subiront, ceux-là, une condamnation plus sévère ! "

<-
->