<-
->

Zak / Za 2:1 I lifted up mine eyes again, and looked, and behold a man with a measuring line in his hand. Ary natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy tandroka efatra. Nanopy ny masoko aho, ka nahita: dia indreo nisy tandroka efatra. Puis je levai les yeux et j' eus une vision. Voici : il y avait quatre cornes.
Zak / Za 2:2 Then said I, Whither goest thou? And he said unto me, To measure Jerusalem, to see what is the breadth thereof, and what is the length thereof. Ary hoy izaho tamin' ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireo? Dia hoy izy tamiko: Ireo no tandroka izay nampihahaka ny Joda sy ny Isiraely ary Jerosalema. Dia hoy aho tamin' ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireto? Ary hoy izy tamiko: Ireo no tandroka nampihahaka an' i Jodà sy Israely ary Jerosalema. Je dis à l' ange qui me parlait : Que sont ces cornes ? Il me dit : Ce sont les cornes qui ont dispersé Juda Israël et Jérusalem.
Zak / Za 2:3 And, behold, the angel that talked with me went forth, and another angel went out to meet him, Ary dia nanehoan' i Jehovah mpiasa efatra aho. Ary naneho mpanefy efatra tamiko Iaveh. Ka hoy aho: Tonga haninona ireto? Puis Yahvé me fit voir quatre forgerons.
Zak / Za 2:4 And said unto him, Run, speak to this young man, saying, Jerusalem shall be inhabited as towns without walls for the multitude of men and cattle therein: Dia hoy izaho: Avy hanao inona moa ireto? Ary Izy nanao hoe: Ireo no tandroka nampihahaka ny Joda, ka tsy nisy olona nanandrandra loha; fa ireto kosa dia avy hampahatahotra azy mba hampiongana ny tandroky ny firenena, dia izay nanandratra ny tandrony tamin' ny tanin' ny Joda hanely azy. Dia namaly izy nanao hoe: Iretsy no tandroka nampihahaka an' i Jodà, ka tsy nisy olona nanatraka loha akory; fa ireto kosa, tonga hampahatahotra azy mafy, ary hanjera ny tandrok' ireo firenena nanagan-tandroka hamely ny tanin' i Jodà mba hampihahaka azy. Et je dis : Que viennent faire ceux-ci ? Il me dit : Celles-là sont les cornes qui ont dispersé Juda, au point que personne n' osait redresser la tête; mais ceux-ci sont venus pour les effrayer, pour abattre les cornes des nations qui élevaient la corne contre le pays de Juda afin de le disperser.
Zak / Za 2:5 For I, saith the Lord, will be unto her a wall of fire round about, and will be the glory in the midst of her. Dia natopiko ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy lehilahy manana kofehy famolaina eny an-tànany. Nanopy ny masoko aho, ka nahita: ka indro nisy lehilahy nitondra kofehy famolaina teny an-tànany. Puis je levai les yeux et j' eus une vision. Voici : il y avait un homme, et dans sa main, un cordeau pour mesurer.
Zak / Za 2:6 Ho, ho, come forth, and flee from the land of the north, saith the Lord: for I have spread you abroad as the four winds of the heaven, saith the Lord. Dia hoy izaho: Ho aiza moa ianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an' i Jerosalema hizaha ny sakany sy ny lavany aho. Dia hoy aho: Ho aiza hianao? Ary hoy izy tamiko: Handrefy an' i Jerosalema hahitana izay hatao sakany sy izay hatao lavany. Je lui dis : Où vas-tu ? Il me dit : Mesurer Jérusalem, pour voir quelle est sa largeur et quelle est sa longueur.
Zak / Za 2:7 Deliver thyself, O Zion, that dwellest with the daughter of Babylon. Ary, indro, nivoaka ilay anjely niresaka tamiko, ary nisy anjely anankiray koa nivoaka hitsena azy Tamin' izay niseho ilay anjely niresaka tamiko, sady nisy anjely anankiray hafa niseho hitsena azy; Et voici : l' ange qui me parlait s' avança et un autre ange s' avança au devant de lui.
Zak / Za 2:8 For thus saith the Lord of hosts; After the glory hath he sent me unto the nations which spoiled you: for he that toucheth you toucheth the apple of his eye. ka nanao taminy hoe: Mihazakazaha, ka milazà amin' io zatovo io hoe: Honenana toy ny tanana tsy mimanda Jerosalema noho ny hamaroan' ny olona sy ny biby fiompy ao aminy. ka hoy izy taminy hoe: Mandehana faingana, milaza amin' io zatovo io, ataovy hoe: Honenana toy ny tanàna tsy mimanda Jerosalema, fa ho betsaka loatra ny olona sy ny biby ao aminy. Il lui dit : Cours, parle à ce jeune homme et dis-lui : Jérusalem doit rester ouverte, à cause de la quantité d' hommes et de bétail qui s' y trouve.
Zak / Za 2:9 For, behold, I will shake mine hand upon them, and they shall be a spoil to their servants: and ye shall know that the Lord of hosts hath sent me. Fa Izaho, hoy Jehovah, ho manda afo manodidina azy ary ho voninahitra ao afovoany. Ary izaho, - teny marin' ny Tompo, - no ho manda afo manodidina azy sy hahazo voninahitra eo afovoany. Quant à moi, je serai pour elle - oracle de Yahvé - une muraille de feu tout autour, et je serai sa Gloire.
Zak / Za 2:10 Sing and rejoice, O daughter of Zion: for, lo, I come, and I will dwell in the midst of thee, saith the Lord. He! he! mandosira avy any amin' ny tany avaratra, hoy Jehovah; fa aeliko ho toy ny rivotra efatry ny lanitra ianareo, hoy Jehovah. Avia! Avia! Mandosira avy any amin' ny tany avaratra, - teny marin' ny Tompo, fa naeliko eny amin' ny faravazan-tany efatra hianareo - teny marin' ny Tompo. Holà! Holà! Fuyez du pays du Nord - oracle de Yahvé - car aux quatre vents des cieux je vous ai dispersés, oracle de Yahvé!
Zak / Za 2:11 And many nations shall be joined to the Lord in that day, and shall be my people: and I will dwell in the midst of thee, and thou shalt know that the Lord of hosts hath sent me unto thee. He! vonjeo ny tenanao, ry Ziona, izay monina ao Babylona zanakavavy. Avia, ry Siona, vonjeo ny tenanao, hianao izay monina ao amin' ny zanakavavin' i Babilona! Holà! Sion, sauve-toi, toi qui habites chez la fille de Babylone.
Zak / Za 2:12 And the Lord shall inherit Judah his portion in the holy land, and shall choose Jerusalem again. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Hampiseho voninahitra no nanirahany ahy tany amin' ny firenena izay namabo anareo; fa izay mikasika anareo dia mikasika ny anakandriamasony. Fa izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Ho voninahiny no nanirahany ahy ho any amin' ny firenena nambabo anareo; satria izay mikasika anareo mikasika ny anakandria-masony. Car ainsi parle Yahvé Sabaot, après que la Gloire m' eut envoyé, à propos des nations qui vous dépouillèrent : Qui vous touche, touche à la prunelle de mon oeil.
Zak / Za 2:13 Be silent, O all flesh, before the Lord: for he is raised up out of his holy habitation. Fa, indro, hahinjitro eo amboniny ny tanako, ka hobaboin' ireo nanompo azy izy; dia ho fantatrareo fa Jehovah, Tompon' ny maro, no naniraka ahy. Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah. Ary firenena maro no hanaiky ho an' i Jehovah amin' izany andro izany ka ho oloko; ary hitoetra ao afovoanao aho, ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon' ny maro, no naniraka ahy ho aminao. Ary Jehovah hanana an' i Joda ho anjarany ao amin' ny tany masina ary mbola hifidy an' i Jerosalema indray. Mangina eo anatrehan' i Jehovah, ry nofo rehetra! fa nifoha avy ao amin' ny fitoerany masina Izy. Fa indro aho manetsika ny tànako eo ambonin' ireny, ka izy ireo ho tonga remby ho an' ireo manompo azy; ary hianareo, hahalala fa Iavehn' ny tafika no naniraka ahy. Voici que je lève la main sur elles, pour qu' elles soient le butin de leurs esclaves. Alors vous saurez que Yahvé Sabaot m' a envoyé!
Zak / Za 2:14 Manaova hobim-pifaliana sy miravoravoa, ry zanakavavin' i Siona, fa indro aho tamy, ary honina ao afovoanao, - teny marin' ny Tompo. Chante, réjouis-toi, fille de Sion, car voici que je viens pour demeurer au milieu de toi, oracle de Yahvé!
Zak / Za 2:15 Amin' izany andro izany, maro ny firenena hiraiki-po amin' ny Tompo, ka ho vahoakako izy ireo; ary izaho honina ao afovoanao, dia ho fantatrao fa Iavehn' ny tafika no naniraka ahy ho aminao. Des nations nombreuses s' attacheront à Yahvé, en ce jour-là : elles seront pour lui un peuple. Elles habiteront au milieu de toi et tu sauras que Yahvé Sabaot m' a envoyé vers toi.
Zak / Za 2:16 Iaveh hanana an' i Jodà ho anjarany eo amin' ny tany masina; ary mbola hifidy an' i Jerosalema izy. Mais Yahvé possédera Juda comme sa part sur la Terre Sainte et choisira encore Jérusalem.
Zak / Za 2:17 Aoka hangina eo anatrehan' ny Tompo ny nofo rehetra, fa hitsangana avy eo amin' ny fitoerany masina izy. Silence! toute chair, devant Yahvé, car il se réveille en sa sainte Demeure.

<-
->