<-
->

Jer / Jr 52:7 Then the city was broken up, and all the men of war fled, and went forth out of the city by night by the way of the gate between the two walls, which was by the king' s garden; (now the Chaldeans were by the city round about:) and they went by the way of the plain. Ary nisy voabanga ny tanàna, dia nandositra alina ny miaramila rehetra ka niala tao an-tanàna tamin' ny lalana mankamin' ny vavahady tanelanelan' ny manda roa, izay eo anilan' ny sahan' ny mpanjaka (fa ny Kaldeana nanodidina ny tanàna), ka nandeha tamin' ny lalana mankeny amin' ny tani-hay. dia nobangaina ny tanàna, ka vaky nandositra avokoa ny lehilahy mpiady; alina no nivoahany tao an-tanàna, tamin' ny vavahady anelanelan' ny manda roa akaikin' ny sahan' ny mpanjaka; raha ilay voahodidin' ny Kaldeana iny ny tanàna, dia nihazo ny làlan' ny tany lemaka izy. une brèche fut faite au rempart de la ville. Alors le roi et tous les hommes de guerre s' enfuirent de nuit et s'échappèrent de la ville par la porte entre les deux murs, qui est près du jardin du roi les Chaldéens cernaient la ville et ils prirent le chemin de la Araba.