<-
->

Jer / Jr 28:1 And it came to pass the same year, in the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah, in the fourth year, and in the fifth month, that Hananiah the son of Azur the prophet, which was of Gibeon, spake unto me in the house of the Lord, in the presence of the priests and of all the people, saying, Ary tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahefatra, no nitenenan' i Hanania, zanak' i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon' i Jehovah, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko teo an-tranon' ny Tompo, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra Hananiasa, mpaminany, zanak' i Azora, avy any Gabaona, nanao hoe: Cette même année, au début du règne de Sédécias, roi de Juda, la quatrième année, au cinquième mois, le prophète Hananya, fils de Azzur, originaire de Gabaôn, parla ainsi à Jérémie dans le Temple de Yahvé, en présence des prêtres et de tout le peuple
Jer / Jr 28:2 Thus speaketh the Lord of hosts, the God of Israel, saying, I have broken the yoke of the king of Babylon. Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Efa notapahiko ny ziogan' ny mpanjakan' i Babylona, Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Efa notapahako ny jiogan' ny mpanjakan' i Babilona. "Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. J' ai brisé le joug du roi de Babylone!
Jer / Jr 28:3 Within two full years will I bring again into this place all the vessels of the Lord' s house, that Nebuchadnezzar king of Babylon took away from this place, and carried them to Babylon: ka ao anatin' ny roa taona no hampodiako ho amin' ity tanàna ity ny fanaka rehetra tao an-tranon' i Jehovah izay nalain' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, avy tamin' ity tanàna ity ka nentiny ho any Babylona: Roa taona sisa, dia haveriko amin' ity fitoerana ity ny fanaka rehetra tao an-tranon' ny Tompo, nalain' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, avy amin' ity fitoerana ity, ka nentiny ho any Babilona. Encore juste deux ans, et je ferai revenir en ce lieu tous les ustensiles du Temple de Yahvé que Nabuchodonosor, roi de Babylone, a enlevés d' ici pour les emporter à Babylone.
Jer / Jr 28:4 And I will bring again to this place Jeconiah the son of Jehoiakim king of Judah, with all the captives of Judah, that went into Babylon, saith the Lord: for I will break the yoke of the king of Babylon. ary Jekonia, zanak' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, mbamin' ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babylona, dia hampodiko ho amin' ity tanàna ity, hoy Jehovah; fa hotapahiko ny ziogan' ny mpanjakan' i Babylona. Ary hampodiko amin' ity fitoerana ity Jekoniasa, zanak' i Joakima, mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny babo rehetra amin' i Jodà lasa tany Babilona, - teny marin' ny Tompo, - fa hotapahako ny jiogan' ny mpanjakan' i Babilona. De même Jékonias, fils de Joiaqim, roi de Juda, avec tous les déportés de Juda qui sont allés à Babylone, je les ferai revenir ici oracle de Yahvé car je vais briser le joug du roi de Babylone!"
Jer / Jr 28:5 Then the prophet Jeremiah said unto the prophet Hananiah in the presence of the priests, and in the presence of all the people that stood in the house of the Lord, Dia hoy Jeremia mpaminany tamin' i Hanania mpaminany teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon' i Jehovah, Ary Jeremia mpaminany namaly an' i Hananiasa, mpaminany, teo anatrehan' ny mpisorona sy teo anatrehan' ny vahoaka rehetra, izay tao an-tranon' ny Tompo; Alors le prophète Jérémie répondit au prophète Hananya, devant les prêtres et tout le peuple présents dans le Temple de Yahvé.
Jer / Jr 28:6 Even the prophet Jeremiah said, Amen: the Lord do so: the Lord perform thy words which thou hast prophesied, to bring again the vessels of the Lord' s house, and all that is carried away captive, from Babylon into this place. Eny, amena! hoy Jeremia mpaminany; hataon' i Jehovah anie izany! hotanterahin' i Jehovah anie ny teninao, izay novinaninao ny amin' ny hampodiana ny fanaky ny tranon' i Jehovah mbamin' ny babo rehetra hiala any Babylona ka hiverina ho amin' ity tanàna ity indray. ka hoy Jeremia mpaminany: Amena! Hataon' ny Tompo anie izany! Ho tanterahan' ny Tompo anie ny teny vao avy novinaninao, amin' ny famerenany avy any Babilona ny fanaky ny tranon' ny Tompo mbamin' ny babo rehetra, ho amin' ity fitoerana ity indray. Le prophète Jérémie dit : "Amen! Qu' ainsi fasse Yahvé! Qu' il accomplisse les paroles que tu viens de prophétiser et fasse revenir de Babylone tous les ustensiles du Temple de Yahvé ainsi que tous les déportés.
Jer / Jr 28:7 Nevertheless hear thou now this word that I speak in thine ears, and in the ears of all the people; Kanefa kosa mba henoinao izao teny izao, izay holazaiko eto anatrehanao sy ny vahoaka rehetra: Kanefa kosa henoy izao teny holazaiko eto ho ren' ny sofinao sy ny sofin' ny vahoaka rehetra izao: Cependant, écoute bien la parole que je vais prononcer à tes oreilles et à celles de tout le peuple
Jer / Jr 28:8 The prophets that have been before me and before thee of old prophesied both against many countries, and against great kingdoms, of war, and of evil, and of pestilence. Ny mpaminany izay tany alohako sy tany alohanao hatramin' ny ela dia naminany ady sy loza ary areti-mandringana ho amin' ny tany maro sy ny fanjakana lehibe. Ireo mpaminany teo alohanao sy talohako, hatramin' ny andro ela, dia efa naminany ady sy loza ary pesta, ho amin' ny tany maro amam-panjakana lehibe. Les prophètes qui nous ont précédés, toi et moi, depuis bien longtemps, ont prophétisé, pour beaucoup de pays et pour des royaumes considérables, la guerre, le malheur et la peste;
Jer / Jr 28:9 The prophet which prophesieth of peace, when the word of the prophet shall come to pass, then shall the prophet be known, that the Lord hath truly sent him. Ny amin' ny mpaminany izay maminany fiadanana raha tanteraka ny teniny, dia ho fantatra ho mpaminany nirahin' i Jehovah tokoa izy. Ary izay mpaminany maminany fiadanana kosa, dia ny fahatanterahan' ny tenin' izany mpaminany izany no hahafantarana azy ho mpaminany tena nirahin' ny Tompo marina tokoa. le prophète qui prophétise la paix, c' est quand s' accomplit sa parole qu' on le reconnaît pour un authentique envoyé de Yahvé!"
Jer / Jr 28:10 Then Hananiah the prophet took the yoke from off the prophet Jeremiah' s neck, and brake it. Dia nesorin' i Hanania mpaminany ny zioga tamin' ny vozon' i Jeremia mpaminany ka notapahiny. Tamin' izay, nalain' i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon' i Jeremia mpaminany, ka notapahany. Alors le prophète Hananya enleva le joug de la nuque du prophète Jérémie et le brisa.
Jer / Jr 28:11 And Hananiah spake in the presence of all the people, saying, Thus saith the Lord; Even so will I break the yoke of Nebuchadnezzar king of Babylon from the neck of all nations within the space of two full years. And the prophet Jeremiah went his way. Ary Hanania niteny teo anatrehan' ny vahoaka rehetra hoe: Izao no lazain' i Jehovah: tahaka izao no hanapahako ny ziogan' i Nebokadnezara, mpanjakan' ny Babylona, ho afaka amin' ny vozon' ny firenena rehetra ao anatin' ny roa taona. Ary dia lasa niala Jeremia mpaminany. Sady hoy Hananiasa, teo anatrehan' ny vahoaka rehetra: Izao no jiogan' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, hiala eny am-bozon' ny firenena rehetra, raha afaka roa taona. Dia lasa niala Jeremia mpaminany. Et Hananya dit, devant tout le peuple : "Ainsi parle Yahvé. C' est de cette façon que dans juste deux ans je briserai le joug de Nabuchodonosor, roi de Babylone, l' enlevant de la nuque de toutes les nations." Et le prophète Jérémie s' en alla.
Jer / Jr 28:12 Then the word of the Lord came unto Jeremiah the prophet, after that Hananiah the prophet had broken the yoke from off the neck of the prophet Jeremiah, saying, Dia tonga tamin' i Jeremia ny tenin' i Jehovah, nony efa notapahin' i Hanania mpaminany ho afaka tamin' ny vozon' i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe: Nony efa notapahan' i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon' i Jeremia mpaminany, dia tonga tamin' i Jeremia, ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: Or après que le prophète Hananya eût brisé le joug qu' il avait enlevé de la nuque du prophète Jérémie, la parole de Yahvé fut adressée à Jérémie
Jer / Jr 28:13 Go and tell Hananiah, saying, Thus saith the Lord; Thou hast broken the yokes of wood; but thou shalt make for them yokes of iron. Mandehana, ka lazao amin' i Hanania hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony. Mandehana hianao, milazà amin' i Hananiasa hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Jioga hazo no notapahanao, fa jioga vy kosa no nataonao hasolo azy. "Va dire à Hananya : Ainsi parle Yahvé. Tu brises les jougs de bois? Eh bien! Tu va les remplacer par des jougs de fer!
Jer / Jr 28:14 For thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; I have put a yoke of iron upon the neck of all these nations, that they may serve Nebuchadnezzar king of Babylon; and they shall serve him: and I have given him the beasts of the field also. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Zioga vy no nataoko tamin' ny vozon' ireto firenena rehetra ireto mba hanompoany an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ka dia hanompo azy izy; eny, na dia ny bibi-dia aza dia nomeko azy koa. Satria izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Asiako jioga vy ny vozon' ireo firenena rehetra ireo, mba hanekeny an' i Nabokodonozora, ka dia hanaiky azy izy ireo efa nomeko azy mbamin' ny biby any an-tsaha. Car ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël : C' est un joug de fer que je mets sur la nuque de toutes ces nations, pour les asservir à Nabuchodonosor, roi de Babylone. Elles lui seront asservies et je lui ai livré même les bêtes des champs. "
Jer / Jr 28:15 Then said the prophet Jeremiah unto Hananiah the prophet, Hear now, Hananiah; The Lord hath not sent thee; but thou makest this people to trust in a lie. Dia hoy Jeremia mpaminany tamin' i Hanania mpaminany: Mba henoy, ry Hanania: Tsy naniraka anao Jehovah; fa ianao dia mampitoky ity firenena ity amin' ny lainga. Dia hoy Jeremia mpaminany tamin' i Hananiasa mpaminany: Henoy, ry Hananiasa: Tsy nirahan' ny Tompo hianao, ka nataonao izay itokian' ity vahoaka ity amin' ny lainga. Et le prophète Jérémie dit au prophète Hananya : "Ecoute bien, Hananya : Yahvé ne t' a point envoyé et tu as fait que ce peuple se confie au mensonge.
Jer / Jr 28:16 Therefore thus saith the Lord; Behold, I will cast thee from off the face of the earth: this year thou shalt die, because thou hast taught rebellion against the Lord. Koa izao no lazain' i Jehovah: Indro, hesoriko tsy ho amin' ny tany ianao; amin' ity taona ity ihany no hahafatesanao, satria fiodinana tamin' i Jehovah no notorinao Koa izao no lazain' ny Tompo: Indro esoriko tsy ho eto ambonin' ny tany hianao, ka amin' ity taona ity ihany, dia ho faty hianao, satria fiodinana amin' ny Tompo no notorinao. C' est pourquoi, ainsi parle Yahvé. Voici que je te renvoie de la face de la terre : cette année tu mourras car tu as prêché la révolte contre Yahvé" .
Jer / Jr 28:17 So Hananiah the prophet died the same year in the seventh month. Ka dia maty tamin' ny volana fahafito tamin' iny taona iny ihany Hanania mpaminany. Dia maty tamin' izany taona izany ihany, tamin' ny volana fahafito, Hananiasa mpaminany. Et le prophète Hananya mourut cette année même, au septième mois.

<-
->