<-
->

Si 16:1 Aza maniry zaza maro tsy mahasoa, ary aza mba atao fifalianao, izay zanaka mpankahala fivavahana. Ne désire pas une nombreuse descendance de propres à rien et ne mets pas ta joie dans des fils impies.
Si 16:2 Raha mihamaro izy, aza mifaly amin' izany, raha tsy eo amin' izy ireo ny fahatahorana ny Tompo. Quel que soit leur nombre ne te réjouis pas s' ils ne possèdent pas la crainte de Dieu.
Si 16:3 Aza manantena azy ho ela velona ary aza mahazo toky akory amin' izay fanambinana azony. Aleo tokana toy izay arivo, aleo maty tsy miteraka toy izay mamela zanaka mpankahala fivavahana. Ne compte pas pour eux sur une longue vie et n' aie pas confiance dans leur destin, car mieux vaut un seul que mille et mourir sans enfants qu' avoir des fils impies.
Si 16:4 Fa ny olona manan-tsaina anankiray hahabe mponina ny tany iray, fa ny taranaky ny ratsy fanahy kosa hofongorana. Par un seul homme intelligent une ville se peuple, mais la race des pervers sera détruite.
Si 16:5 Maro no ohatra amin' izany efa hitan' ny masoko, ary mbola misy aza mafimafy kokoa noho izany, efa ren' ny sofiko. J' ai vu de mes yeux beaucoup de choses semblables et de mes oreilles j' en ai entendu de plus fortes.
Si 16:6 Mirehitra eo amin' ny fivorian' ny mpanota ny afo; ary mirehitra eo amin' ny vahoaka mpiodina, ny fahatezeran' Andriamanitra. Dans l' assemblée des pécheurs s' allume le feu, dans la race rebelle s' est enflammée la Colère.
Si 16:7 Tsy navelan' ny Tompo ny helok' ireo rapeto fahiny, izay nitoky tamin' ny herin' ny tenany, ka nikomy taminy. Dieu n' a point pardonné aux géants d' autrefois qui s'étaient révoltés, fiers de leur puissance.
Si 16:8 Tsy nitsitsy an' ireo niara-nonina tamin' i Lota izy, fa halany ireny, noho ny fiavonavonany sahy loatra. Il n' a pas épargné la ville où habitait Lot leur orgueil lui faisait horreur.
Si 16:9 Tsy nananany indra fo, ny vahoaka voatolotra haringana, izay indray nofongorana tamin' ny fahotany. Il n' a pas eu pitié de la race de perdition ceux qui se prévalaient de leurs péchés.
Si 16:10 Nofongorany torak' izany koa, ny miaramila an-tongotra enina hetsy, izay niara-nikambana noho ny fahamafisan' ny fony. Il traita de même 600.000 hommes de pied, qui s'étaient ligués dans la dureté de leur coeur.
Si 16:11 Raha iray no mafy hatoka, dia mahagaga loatra raha ho afa-maina izy. Satria samy avy amin' ny Tompo ny indrafo sy ny hatezerana; mahery mamela heloka izy, ary manampatra ny hatezerany koa. N' y eût-il qu' un seul homme au cou raide, il serait inouï qu' il restât impuni, car pitié et colère appartiennent au Seigneur puissant dans le pardon, répandant la colère.
Si 16:12 Araka ny haben' ny famindram-pony, no hamafin' ny famaizany. Hotsarainy araka ny asany ny olona. Autant que sa miséricorde, autant est grande sa sévérité, il juge les hommes selon leurs oeuvres.
Si 16:13 Tsy ho afa-mandositra miaraka amin' ny halany, ny mpanota, ary tsy hampiato ny andrasan' ny olona tia vavaka. Il ne laisse pas impuni le pécheur avec ses larcins, il ne frustre pas la patience de l' homme pieux.
Si 16:14 Hanampatra ny famindram-pony rehetra izy, ka samy handray araka ny asany tsirairay avy. Il tient compte de tout acte de charité et chacun est traité selon ses oeuvres.
Si 16:15 Aza manao hoe: Hiafina amin' ny mason' Andriamanitra aho, ka iza moa no hihevitra ahy, any ambony any? Ho hadino ao anaty vahoaka ao aho; satria zinona moa aho, ao anatin' izao zava-boahary tsy hita lany izao?
Si 16:16 Jereo ange ny lanitra sy ny lanitry ny lanitr' Andriamanitra, ny hantsana sy ny tany mihozongozona raha tsidihiny.
Si 16:17 Ny tendrombohitra sy ny fanambanin' ny tany, indray mihorohoro raha jereny. Ne dis pas : "Je me cacherai pour échapper au Seigneur; là-haut qui se souviendra de moi? Au milieu de la foule je ne serai pas reconnu, que suis-je dans la création immense?"
Si 16:18 Tsy mieritreritra izany anefa ny fon' ny olombelona, ary zovy moa no mamotopototra izay lalany? Voici : le ciel, le plus haut des cieux, l' abîme et la terre sont ébranlés lors de sa visite.
Si 16:19 Tsy tratry ny mason' ny olombelona ny tafio-drivotra: ary miafina koa ny ankabeazan' ny asan' Andriamanitra. En même temps les montagnes et les fondements de la terre tremblent sous son regard.
Si 16:20 Iza no hilaza amintsika ny asan' ny fahamarinany, ary iza no hiandry izany? Lavitra loatra ny lalan' ny famaliana! Mais à tout cela on ne réfléchit pas; qui donc s' intéresse à ses voies?
Si 16:21 Izany no hevitry ny olona tsy manan-tsaina; hadalana no hany eretin' ny adala maniasia. La tempête aussi reste invisible, la plupart de ses oeuvres sont dans le secret.
Si 16:22 Mihainoa ahy, anaka, ary mianara ny fahendrena, ka aoka hotandreman' ny fonao ny teniko. "Les oeuvres de la justice, qui les annoncera? Qui les attendra? Car l' alliance est loin."
Si 16:23 Hamosaka aminao fampianarana voalanja tamin' ny mizana aho, ary hampahafantatra anao fahaizana marina. Ainsi pense l' homme court de sens; l' insensé, égaré, ne rêve que folies.
Si 16:24 Maharitra araka ny nandaminany azy hatramin' ny voalohany ny asan' Andriamanitra ary efa navakavahany, hatramin' ny nahariany azy, ny antsinjarany. Ecoute-moi, mon fils, et acquiers la connaissance, applique ton coeur à mes paroles.
Si 16:25 Nasiany ravaka haharitra mandrakizay ny asany; ary nataony hamirapiratra amin' ny taona mifandimby ny tsara indrindra. Tsy mahatsiaro noana na hasasarana ireny, ka tsy mba manapaka ny anjara asany. Avec mesure je te révélerai la discipline, avec soin je proclamerai la connaissance.
Si 16:26 Tsy misy mandona ny mifanakaiky aminy izy, ary manaraka ny didin' Andriamanitra mandrakariva. Lorsqu' au commencement Dieu créa ses oeuvres, sitôt faites, il leur attribua une place.
Si 16:27 Manaraka izany, nitsinjo ny tany ny Tompo, dia nomeny azy ny zava-tsoany. Il ordonna ses oeuvres pour l'éternité, depuis leurs origines jusqu'à leurs générations lointaines. Elles ne souffrent la faim ni la fatigue et n' abandonnent jamais leur tâche.
Si 16:28 Nofenoiny biby isan-karazany ny vohony, ary ao anatiny kosa no tsy maintsy hiverenan' ireny. Aucune n' a jamais heurté l' autre et jamais elles ne désobéissent à sa parole.
Si 16:29 Ensuite le Seigneur jeta les yeux sur la terre et la remplit de ses biens.
Si 16:30 De toute espèce d' animaux il en couvrit la face et ils retourneront à la terre.

<-
->