Teny iditra | vovobony | |||
Singan-teny | vovo- (vovoka) ; -bony (vony) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Vovoka malemy eo amin'ny lahimbony [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Pollen [1.13] | |||
Ohatra | Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka.
[2.470] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Mpanahaka | stigmaty | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |