Teny iditra |
voninkazo
|
Singan-teny | vony ; hazo |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A flower [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fleur [1.8]
|
| (de vony : fleur et
hazo : arbre).
Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe.
Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817]
|
2 | Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona!
[2.529]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
Sary |
|
|