Teny iditra | vololona | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsimoka mitrebona voalohany; ravina malemy izay miseho eny amin' ny tendron' ny hazo. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Nom général du bourgeon terminal bien différencié et roulé en spirale de certains végétaux : Arecaceaes, bananiers, bambous, etc. Ce nom est également donné aux grandes Poaceae fourragères ou comestibles (à tige sucrée) [1.196] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vololona io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |