|
|
|
|

Teny iditra 1  mamololona
Fototeny  2 vololona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maniry vololona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 produire des feuilles roulées en spirale [1.3]
9 produire de grands bourgeons roulés en spirale [1.196]
Ohatra  10  Dia nisy mazava miakatra aviaminy toiny setroka mamololona miakatra [2.59#95]
11  izany hoe ilay aina vao mamololona, ilay tsiry saro-bidy nitsimoka tamin' ny ain-dehibe. [2.285#102]
Voambolana  12  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21