Teny iditra | vodihena | ||
Singan-teny | vody ; hena | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Le derrière du boeuf; c'est la part réservée au souverain et aux seigneurs [1.3] | ||
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: hena ~ karatra | ||
Ohatra | Ny vodihena miditra amy ny lapa asain' Andriamanjaka omena:
[2.48] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Teny fanajana | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vodihena io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |