Teny iditra | voamboana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja [1.1] | |||
Karazan-kazo sarobidy [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Palissandre [1.3, 1.13] | |||
Palissandre (Dalbergia baroni) [1.5] | ||||
Anarana siantifika | Dalbergia baroni | |||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Habaka | Xylothèque de Jean-Claude Cerre | |||
Fivaditsoratra | vaombaona, voamboana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |