Teny iditra | vitsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Few [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Peu nombreux, rare [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vitsy io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |