|
|
|
|

Teny iditra 1  ankavitsiana
Fototeny  2 havitsiana
Sokajin-teny  3  anarana na tambinteny
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsy betsaka, vitsy kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 en petit nombre
7 le petit nombre [1.3]
Ohatra  8  ary ankavitsiana hiany ny trano manara [2.48#800]
9  Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19