Teny iditra |
variraiventy
|
Singan-teny | vary ; iray ; venty |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le poid d'un grain de riz La sept-cent-vingtième partie de la piastre Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
|
Ohatra |
1 | ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana
[2.48]
|
2 | nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza.
[2.587]
|
|
Voambolana |
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|