Teny iditra |
valiha vata
|
Singan-teny | valiha ; vata |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Haro na takelaby no rafetana hitovy bika amin' ny vela ka hatao tariby koa ny tadiny [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
valihavata
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [ valiha-vata ] Piano: ... fa kivazivazy sy hehy aloha no hipetrahan'ise manoloana ny "valiha-vata" (piano) [2.591]
|
Ohatra | mamy tokoa izany mifankahita sy miara miredona hiram-pivavahana na hafa manodidina ny valihavata (piano)
[4.40]
|
Voambolana |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
|