Teny iditra | vahindanitra | |
Singan-teny | vahiny ; lanitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [ vahin-danitra ] La voie lactée [1.3] | |
Voambolana | Haikintana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |