Teny iditra | tsikadraha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Instrument de musique [1.13] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |