Teny iditra |
tanteraka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Effected, accomplished, completed; perfect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Effectué, accomplit; parfait [1.8]
|
| Réalisé; débouchant; totalement [1.13]
|
Ohatra |
1 | Matoky tanteraka anareo aho.
[2.649]
|
2 | Niova tanteraka ny fiainako.
[2.356]
|
3 | Maina tanteraka ny ranomasony.
[2.470]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tanteraka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde).
Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement.
[1.196]
|
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
|