Teny iditra | take | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Hazo amehezana ny ladirisy eo am-pototry ny andrin' ny botry na ny sambolay [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | take | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | maka,
mihazona
mandrombaka, mamabo mandray mangalatra manala ( marika) mitondra Mitaingina fiara mba handeha maka (sary) manotrona mamandrika (gazety) manoratra mihevitra ho [1.17] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | keta, take, teka |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/14 |