Teny iditra |
tabebaka
(bebaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa iva ny halaliny: Haron-tabebaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Short and spacious. Chiefly applied to baskets: rather short, shallow, or dwarfish. [1.2]
|
Ohatra | Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka.
[2.472]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tabebaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
An herb. Same as lavaravina, a composite herb
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | (sens général : ce qui est large et peu profond ; comme une corbeille). Allusion aux feuilles utilisées anciennement en guise de cuillère suivant les dialectes : [Sihanaka, Tsimihety]
Rumex bequaertii De Willd. et
Rumex crispus L. (Polygonaceae).
Plantes à grandes feuilles radicantes ; persistantes par leur racine charnue.
[Betsileo]
Une Composée indéterminée d'après Grandidier. [1.196]
|
Anarana siantifika | Rumex bequaertii, Rumex crispus |
Voambolana |
|