|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 songo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sanga. [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/6)4 songo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Ny voalohan-drononon' omby raha vao teraka izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Le premier lait des animaux et surtout des vaches qui viennent de mettre bas. [1.3#631]
Voambolana  8 Toe-karena: fiompiana

Teny iditra (3/6)9 songo
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Ilazana ny vary sisa tsy nojinjaina eny an-tsaha na ny tany kely tsy voasa eo afovoan' ny betsaka; ny volo navela tsy nohetezana toy ny hafa; ny ala sisa tsy nokapaina navela eo afovoan' ny voakapa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12Petite touffe qui reste, comme pour les cheveux qu’on vient de couper, pour une forêt qu’on vient de défricher, un champ de riz qu'on vient de moissonner, des broussailles qu’on vient de brûler; morceau d’une rizière qu'on n’a pas travaillé. [1.3#631]
13petite touffe d'arbres ou buissons isolés ; îlot de végétation dans une étendue défrichée. [1.196]
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (4/6)15 songo
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17(le « petit songo », la duplication de la racine ayant un sens diminutif). Euphorbia splendens Bojer ex Hook. (Euphorbiaceae). [Betsileo, Merina, Sihanaka] [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry
Tovy hevitra  19songosongo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/6)20 songo
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22Alluaudia ascendens (Drake) Drake (Didiereaceae). Arbre épineux à feuilles très réduites qu'on plante souvent isolé pour sculpter les célèbres aloalo ou mâts funéraires. Il est blanc et facile à tailler et s'utilise aussi de nos jours pour la caisserie. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  23 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (6/6)24 songo
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny frantsay  26Nom donné à Cereus grandiflorus Haworth (Cactaceae), originaire des Antilles ; le « Cierge » ou « Candélabre », introduit et cultivé. Probablement par comparaison avec les Didiereaceae ; Voir songo et notamment Alluaudia ascendens (Drake) Drake (Didiereaceae) qui a sensiblement le même port.. [Mahafaly, Tandroy] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 ngoso, 29 songo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11