Teny iditra | siranandony (serana, ando) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny hoditra miraviravy amin' ny tratran' ny omby [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The dewlap of cattle. This is a corruption of serana and ando [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le fanon du boeuf [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | siranandony, sondrianina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |