Teny iditra | roahana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisalasalana, hambahamba [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hésitation, suspension du jugement, doute, perplexité [1.3] | ||||||
Voambolana | Filôzôfia | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | roanahana | ||||||
Fivaditsoratra | aharona, anaraho, ano raha, arahano, arahona, haroana, roahana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |