Teny iditra | renivola | ||
Singan-teny | reny ; vola | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola Vola ampiasaina hahazoana tombony [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Capital set out at interest; the principal lent out [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Capitaux investis ou prêtés; le capital [1.8] | ||
Ohatra | Ny Fanjakana no miantoka ny fiarovana ny renivola sy ny fampiasam-bola hamokarana.
[1.320] | ||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | Narivelo, renivola, velirano, vely rano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |