Teny iditra | raorao (rao) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra misy marokoroko ny ivohony, hasaosao, harokoroko Adiady, fifandirana, tsy fifanarahana: Hialako io raharaha io fa toa be raorao be ihany. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Roughness [1.2, 1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Rugosité [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raorao io | ||||
Teny iditra | raorao | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Fofon-drivotra mangatsiaka alohan' ny orana [1.1] | ||||
Voambolana | Haitoetrandro | ||||
Renianarana | |||||
Anarana iray reny | |||||
Fivaditsoratra | raorao, roaroa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |