Teny iditra | ranon-kazo | |
Singan-teny | rano ; -kazo (hazo) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sève [1.13] | |
La sève qui s'écoule des arbres [1.196] | ||
Ohatra | mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany.
[2.314] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06 |