Teny iditra | patraka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka. Fikatraka zavatra mitete mahalankalana. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Showers or rain [1.2] | |||||||||
Voambolana | Haitoetrandro | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
| ||||||||||
Tovy hevitra | patrapatraka | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |