Teny iditra |
patrakala
|
Singan-teny | patraka ; ala |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Ala, a forest.] dripping rain from trees [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ patrak' ala ] Grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie [1.3]
|
Ohatra |
1 | ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka;
[2.587]
|
2 | Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany;
[1.247]
|
|
|