Teny iditra |
ory
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory Mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Ampijalina, ampahorina Hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
|
| Miserable, wretched, poor [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pauvre [1.3, 1.8]
|
| Affligé, malheureux [1.3]
|
| Taquiné [1.3]
|
| Misérable [1.8]
|
Ohatra |
1 | fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
|
2 | hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
|
3 | Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika!
[2.69]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
ory |
Filaza mandidy : |
oria |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ory
(otra)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina
|
|
Teny iditra |
Ory
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Uri [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Uri [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|