Teny iditra |
mondra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Malemy, entina hilazana ny tany efa novolena ela ka lany tsiro: Tany mondra ity ka tsy hahavokatra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mou, se dit d’une terre remuée par un travail assidu, mais épuisée par une incessante production [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
mondra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Plant, repousse [1.13]
|
| [Betsileo, Betsimisaraka]
. Grains de riz qui tombent à terre avant la moisson. Nom donné aussi aux variétés qui perdent facilement leurs grains (dans son sens général, l'adjectif mondra veut dire mou, flasque ; on l'emploie aussi pour qualifier les sols peu productifs).
[1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mondra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vary dia [1.78]
|
|
Teny iditra |
mondra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Amphotère [1.13]
|
Voambolana |
|