Teny iditra | miratra (ratra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Décroître; se dit de la lune [1.3] | ||||||
Ohatra | ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana.
[1.381] | ||||||
Voambolana | Haikintana | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | maratry, maritra, miratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29 |