|
|
|
|

Teny iditra1  miompy
Fototeny  2  ompy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  4  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  5  Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to rear, to bring up to maturity, to feed. [1.2]
7  to raise animals or fowl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  faire l'élevage de volailles; de bétail [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny miompy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20