Teny iditra | miarim-bolana | |
Singan-teny | miarina ; volana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Andro fahatelo ambin' ny folo amin' ny fiverenan' ny volana [1.1] | |
Voambolana | Haikintana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miarim-bolana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31 |