Teny iditra |
matsilo
(tsilo)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao Mahira-tsaina, mahadinika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui a la vue perçante [1.3]
|
Ohatra |
1 | Manan-tsaina matsilo anefa.
[1.381]
|
2 | Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony.
[1.437]
|
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
matsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines.
[1.196]
|
Voambolana |
|