Teny iditra |
mankahala
(hala)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To hate [1.2, 1.7]
|
| To abhor [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Haïr [1.8]
|
Ohatra |
1 | Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any.
[1.381]
|
2 | Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy?
[2.5]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mankahala |
Ny lasa : |
nankahala |
Ny hoavy : |
hankahala |
Filaza mandidy : |
mankahalà |
|
|
Teny iditra |
mankahalà
(hala)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mankahala
|
|