|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mankahala
Fototeny  2 hala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao
9 Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana
[1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to hate [1.2, 1.7]
11 to abhor [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 haïr [1.8]
Ohatra  13  Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any. [1.381#]
14  Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy? [2.5#]
Voambolana  15  Ontam-po

Teny iditra (2/2) 16  mankahala
Fototeny  17 hala
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mankahala [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mankahalà, mankahala

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15