|
|
|
|

Teny iditra1  manilika
Fototeny  2  ilika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
5  Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
6  Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
8  to push aside or farther off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  pousser de côté ou plus loin [1.8]
Ohatra  10  Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Voambolana  11  Hetsika
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  16  manilikilika
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny manilika io

Fivaditsoratra  18  malinika, manilika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20