|
|
|
|

Teny iditra1  mangaihay (haihay)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [1.2]
5  To be confused, to be confounded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être désappointé (gaina, haihay) [1.54]
7  être confus, confondu [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11  mihaihay
Mpanahaka  12  Mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny mangaihay io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20