|
|
|
|

Teny iditra 1  mihaingihaingy
Fototeny  2 haingihaingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être confus, timide [1.3]
Tsipelina hafa  9 miaingiaingy
Mpanahaka  10  misaingisaingy, 11  misomaingisaingy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22