|
|
|
|

Teny iditra1  mandroritra (roritra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny [1.1]
4  Manenjana: Mandroritra anja-koditra [1.1]
5  Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany [1.1]
6  Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  To pull and stretch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Tirailler; allonger en tirant [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Mpanahaka  13  Mandrirotra, manintona, manenjana, mitarika, manao sinto-mahery

Fivaditsoratra  14  mandrirotra, mandroritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20