Teny iditra |
mampianatra
(anatra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To teach [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Enseigner [1.8]
|
Ohatra |
1 | Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332]
|
2 | Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra?
[4.27]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampianatra |
Ny lasa : |
nampianatra |
Ny hoavy : |
hampianatra |
Filaza mandidy : |
mampianara |
|
Kamban-teny |
|
|