Teny iditra |
mamony
(vony)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To blossom [1.7]
|
unkLabel:wordtran.: | Fleurir [1.8, 1.96]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Merina, Sakalava, Tankarana]
(de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à
mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit
mamilo et dans tout le Sud :
mamelana.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817]
|
2 | ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary.
[1.357]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamony |
Ny lasa : |
namony |
Ny hoavy : |
hamony |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mamony
(voñy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
[ mamoñy ] Manafina [1.78]
|
| [Bezanozano]
Manafina [1.78]
|
| [Tanala]
Mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78]
|
|