Teny iditra |
mamoa
(voa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To bear fruit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Porter des fruits [1.8, 1.196]
|
| Fructifier [1.196]
|
Ohatra |
1 | Mety maniry izy saingy tsy mamoa.
[2.117]
|
2 | ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary.
[1.357]
|
3 | Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamoa |
Ny lasa : |
namoa |
Ny hoavy : |
hamoa |
Filaza mandidy : |
mamoaza |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mamoa
(voa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | Used as follows; mamoa fady
[1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'emploi dans l'expression mamoa fady
[1.8]
|
Kamban-teny |
|
|